Sera sy ketrika rehetra

Sera sy ketrika rehetra Rehefa sera sy ketrika madio dia afaka atao eto daholo
ctc 0321563719

👗 FORMATION EN COUPE ET COUTURE –BASE  (1 mois)Apprenez les bases de la couture, même sans expérience.🧵 Au programme :🪡J...
10/02/2026

👗 FORMATION EN COUPE ET COUTURE –BASE (1 mois)
Apprenez les bases de la couture, même sans expérience.
🧵 Au programme :
🪡Jupe droite
🪡 Haut femme
🪡Robe droite
🪡 Pantalon palazzo
📐 Techniques :
Prise de mesures • Patronage • Coupe • Montage •

🪡 PRATIQUE 100%🪡

📍 Droit : 0 Ar
🧵Frais de formation :abordable
📩 Infos : MP / WhatsApp +261 38 43 812 51
📍 Lieu : Bazary Be, en face JIRAMA

✨ FAMPIANARANA ZAITRA – BASE (1 volana)Te hianatra zaitra fototra ve ianao?Ity fampianarana ity dia natao ho an’ireo vao...
23/01/2026

✨ FAMPIANARANA ZAITRA – BASE (1 volana)
Te hianatra zaitra fototra ve ianao?
Ity fampianarana ity dia natao ho an’ireo vao manomboka na te hanamafy ny base.
📌 Fotoana: 1 volana
📌 Niveau: Base / Débutant
🧵 Ireto no hianarana :
📍Jupe droite
📍Ambon' akanjom- behivavy (haut femme)
📍Robe droite
📍Pantalon palazzo
📐 Teknika hianarana :
Fomba fandrefesana vatana (prise de mesure)
Fananganana patron (patronage de base)
Fandidiana lamba (coupe du tissu)
Fanjairana sy famaranana (montage & finition)
Fomba fampiasana machine à coudre

🎯 Tanjona:
Amin’ny faran’ny fiofanana dia afaka manjaitra sy mahatafavoaka akanjo irery ianao ary mahafehy ny fototra ilaina hanohizana zaitra.
📩 Raha liana dia mandefasa (message privé / WhatsApp :+261384381251)
Toerana: Toamasina Bazary bé en face Jirama

👗✂️Coucou 👋✨ FAMPIANARANA ZAITRA – NIVEAU BASE (1 volana)Te hianatra zaitra fototra ve ianao?Ity fampianarana ity dia na...
02/01/2026

👗✂️Coucou 👋
✨ FAMPIANARANA ZAITRA – NIVEAU BASE (1 volana)
Te hianatra zaitra fototra ve ianao?
Ity fampianarana ity dia natao ho an’ireo vao manomboka na te hanamafy ny base.
📌 Fotoana: 1 volana
📌 Niveau: Base / Débutant
🧵 Ireto no hianarana :
📍Jupe droite
📍Ambon' akanjom- behivavy (haut femme)
📍Robe droite
📍Pantalon palazzo
📐 Teknika hianarana :
Fomba fandrefesana vatana (prise de mesure)
Fananganana patron (patronage de base)
Fandidiana lamba (coupe du tissu)
Fanjairana sy famaranana (montage & finition)
Fomba fampiasana machine à coudre

🎯 Tanjona:
Amin’ny faran’ny fiofanana dia afaka manjaitra sy mahatafavoaka akanjo irery ianao ary mahafehy ny fototra ilaina hanohizana zaitra.
📩 Raha liana dia mandefasa (message privé / WhatsApp :+261384381251)
Toerana:Bazary bé en face Jirama

Address

Antananarivo

Telephone

+261383208038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera sy ketrika rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share