HoSoa SHOP

HoSoa SHOP Soit belle à ta façon ❤️

Mirary herindandro vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra ♥️Karakarao fona ny tenanao dia hamiratra oazy enao⭐Miara...
11/08/2025

Mirary herindandro vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra ♥️

Karakarao fona ny tenanao dia hamiratra oazy enao⭐
Miaraka amin'ny bracelet ierre mafatifaty ato amin'ny HoSoa SHOP 👌 Tonga dia waouh 🤩

Afaka mandefa message ianao dia afaka manao livraison fona zahay 😊

Bracelet PANDORA inoxydable ❤️🖐️Tananao tsara Kely iny zao raha asina an'ity bracelet PANDORA ato amin'ny HoSoa SHOP ity...
04/08/2025

Bracelet PANDORA inoxydable ❤️
🖐️Tananao tsara Kely iny zao raha asina an'ity bracelet PANDORA ato amin'ny HoSoa SHOP ity ann😍 Tonga Dia WAOUH 🥰

10/04/2025

Salama daholo 🥰
MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO tamin'ny fandraisana anjara 🙏✨

❌ RUPTURE DE STOCK NY SÉRUM BOTOX❌ ato am HoHoSoa SHOP

Nb: miandry arrivage indray ho an'ny commande manaraka 🛍️

Salama daholo e🥰ndao Ary ao amin'ny commentaire tsika no iresaka 💌
07/04/2025

Salama daholo e🥰
ndao Ary ao amin'ny commentaire tsika no iresaka 💌

Salama daholo 🥰Mirary volana vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra ✨ Koa satria moa zany vaovao ny volana dia iton...
01/04/2025

Salama daholo 🥰
Mirary volana vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra ✨
Koa satria moa zany vaovao ny volana dia itondranay produits vaovao bé koa ianareo 😍
📍SERUM BOTOX🌼 100% naturel.
Sady 100ml bé Zao🧴

Nb: Raha curly ny typen'ny volanao dia tena mety bé Sady tsara bé ity sérum BOTOX ity satria tena m-definir tsara Ilay boucles io😍
Disponible ato am HoSoa HoSoa SHOP

Salama daholo 🥰 Tena ela ela fa nanomana zavatra tsara bé ho anareo mpanaraka😁Misy produit vaovao tsara kely ho antsika ...
31/03/2025

Salama daholo 🥰
Tena ela ela fa nanomana zavatra tsara bé ho anareo mpanaraka😁
Misy produit vaovao tsara kely ho antsika te hikarakara volo ao fa rapitso an🥰
Surprise ✨

HoSoa SHOP 🥰

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024✨☘️Mirary SOA sy fahasalama ho an'ny tsirairay 💗Abonne toi fa h...
02/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024✨☘️
Mirary SOA sy fahasalama ho an'ny tsirairay 💗

Abonne toi fa ho avy ny article sy produit ☘️🥰🛍️ HoSoa SHOPHOP

Miarahaba antsika rehetra 😊PRIX CADEAU BEE🎁Ndao Ary asintsika promotion bé tss otranzany ny Rouge à lèvres MAC 👄tena oe ...
13/12/2023

Miarahaba antsika rehetra 😊
PRIX CADEAU BEE🎁
Ndao Ary asintsika promotion bé tss otranzany ny Rouge à lèvres MAC 👄tena oe varoboba lotra ato HoSHoSoa SHOP Tongava mp aingana 🥰

Sans transfert ✅
Longue tenue 👄(maharitra une journée)
Couleur tandence beeee 💋

Gratuit ny livraison hatram mercredi 20 décembre 🎁

27/11/2023

📍📍CITATION DE LA SEMAINE📍📍

" Le bonheur n’est pas d’avoir tout ce que l’on désire mais d’apprécier ce que l’on a... " Paulo Coelho

Sur cette citation, on vous souhaite une bonne semaine ✨

Miarahaba antsika rehetra 😊 Efa kely sisa no disponible fa araraoty ny ROUGE À LÈVRES MAC 🛍️💄💋ato am HoSoHoSoa SHOP💄Long...
26/11/2023

Miarahaba antsika rehetra 😊

Efa kely sisa no disponible fa araraoty ny ROUGE À LÈVRES MAC 🛍️💄💋
ato am HoSoHoSoa SHOP💄Longue tenue 👄 (maharitra tsara ✨)
💄 Sans transfert ✅ (tsy mifindra mazava ho azy)

Couleur tandence beeee💋❤️

Afaka miditra mp ianao an 🛍️ de Afaka manao livraison fona izahay 😉

Miarahaba e 😊Liquidation kely Ary Dia -50% ity rouge à lèvres MAC ity💄😯⭐ Authentiques tsara ✨⭐ Longue tenue 👄⭐Sans trans...
22/11/2023

Miarahaba e 😊

Liquidation kely Ary Dia -50% ity rouge à lèvres MAC ity💄😯

⭐ Authentiques tsara ✨
⭐ Longue tenue 👄
⭐Sans transfert ✅

Disponible sous carton 💄🛍️ ato am HoSoa HoSoa SHOPaka Manao livraison fona izahay an 😉
Afaka miditra mp ianao rah hanao commande de aza taraiky fa vitsy kely sisa no disponible 🛍️

Miarahaba e 😊Tena oe QUALITÉ au top fona ny produits atolotray ho anareo ✨💄💄 Rouge à lèvres MAC 🛍️✳️ Authentiques 💄✳️ Lo...
19/11/2023

Miarahaba e 😊
Tena oe QUALITÉ au top fona ny produits atolotray ho anareo ✨💄

💄 Rouge à lèvres MAC 🛍️

✳️ Authentiques 💄
✳️ Longue tenue 👄
✳️ Sans transfert ✅

Disponible sous carton ato am HoSoa HoSoa SHOPfaka miditra mp ianao rah hanao commande 🛍️ de Afaka manao livraison fona zahay an,😉

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Telephone

+261343127038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HoSoa SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HoSoa SHOP:

Share