LULLABY-baby and mama store

LULLABY-baby and mama store Baby et Mommy store: article de puériculture, maternité...Tout ce qui concerne bébé et maman

Fa io izany rehefa andro fety dia ireto ihany ny "combo gagnant" e! 😂Iza nenareo ny mpitetika? mpanao mayonnaise? Dia mi...
25/05/2026

Fa io izany rehefa andro fety dia ireto ihany ny "combo gagnant" e! 😂
Iza nenareo ny mpitetika? mpanao mayonnaise? Dia misy ilay mpanandran-tsira fotsiny 🙄

Alefantsika eto foana indray ny articles bébé rehefa vita ny fety maman fa andao aloha haka aina androany 😉 Ny promo sy ny sisa rehetra iny ho avyyyyy🥰

Zay fa bon courage @ embouteillage ho an'izay hivoaka kely dia bon courage @ fanasana vilia izay mijanona an-trano! 😂😜

Izahay ato @ Lullaby baby & mama store dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny pentekoty 2026! 🥰🕊️Inona ny menu ants...
24/05/2026

Izahay ato @ Lullaby baby & mama store dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny pentekoty 2026! 🥰🕊️

Inona ny menu antsika ao ry maman? 😉 Mba omeo sopapa kely ao izahay 😛
Bon dimanche maman sy harenakely o! Papa koa tsy adino ihany na dia izany aza dia ny dadabe sy bebe sy ny fianakaviana iray manontolo, ry totoa sy dadatoa rehetra iny 😂

Ao daholo ve maman? 🥰 Tsena sabotsy sady promo beeeeee ❤️efa tena vitsy sisa fa vonjivonjeo Ireto izao afaka entina mits...
23/05/2026

Ao daholo ve maman? 🥰
Tsena sabotsy sady promo beeeeee ❤️efa tena vitsy sisa fa vonjivonjeo

Ireto izao afaka entina mitsangatsangana tsara @ lundi 😉

22/05/2026

Kapa manja kely ho an’ilay tongotra mamy kely 🥰🥰
❌20 000ar au lieu de 30 000ar ❌

❌ ARTICLES NEUFS A PARTIR DE 4000ar❌Coucou maman 🥰 Elaela indray izahay tsy hita o? Faly miverina eto indray zahay anolo...
12/05/2026

❌ ARTICLES NEUFS A PARTIR DE 4000ar❌

Coucou maman 🥰
Elaela indray izahay tsy hita o?

Faly miverina eto indray zahay anolotra zavatra mamy be dia be.
Fa mialohan’izany dia ho ataontsika liquidation daholo aloha ny entantsika ato 🥰

💯PRIX CASSÉ💯 jusqu’à épuisement des stocks!!!

Alefatsika eo @ commentaire ny détails rehetra!
Bon shopping maman o ❤️❤️

Kojakoja zazakely 🧑🏻‍🍼✅Vaovao✅ importé•Bonnet: 8000ar/pièce•coffret 7 chaussettes garçons et filles: 20 000ar /pièce•cha...
02/04/2026

Kojakoja zazakely 🧑🏻‍🍼
✅Vaovao✅ importé

•Bonnet: 8000ar/pièce
•coffret 7 chaussettes garçons et filles: 20 000ar /pièce
•chaussette fleur, cerise…: 8000ar/paire
• bavoir réversibles avec noeud: 20 000ar
• serviette de bain en microfibre (lehibe sady tena matevina: 25 000ar

Andao hiantsena maman o 🥰

Coucou Maman o ❤️ Ireto ny ARTICLES NEUFS, Importés. Arrivagentsika vaovao😍Merci anareo fa nahafinaritra liventsika teo ...
31/03/2026

Coucou Maman o ❤️

Ireto ny ARTICLES NEUFS, Importés.
Arrivagentsika vaovao😍

Merci anareo fa nahafinaritra liventsika teo an🥰
Taperintsika eto aloha ireto dia avoakantsika indray ny an’ny zaza 0-3mois, 3-6mois, 6-9mois o 🥰

Livraison vendredi daholo 🚲
Prix et détails en description de chaque photo ihany 🥰

Coucou maman 👋 Ireto mbola disponible an ❤️ En description ihany ny prix sy détails rehetra 👶🏽Arrivage bavoir👶🏽 promo t@...
14/03/2026

Coucou maman 👋
Ireto mbola disponible an ❤️
En description ihany ny prix sy détails rehetra
👶🏽Arrivage bavoir
👶🏽 promo t@ ilay vague farany teo

Andao hiantsena sabotsy o!
Livraison manaraka MARDI daholo 🙏🏼

Nouvelle semaine indray maman a 🥰Alefantsika indray ireto, prix et détails en description de chaque photo ihany ❤️Livrai...
09/03/2026

Nouvelle semaine indray maman a 🥰
Alefantsika indray ireto, prix et détails en description de chaque photo ihany ❤️

Livraison MERCREDI daholo indray 🚲

Ndao ary tsika 😍❤️

◽️1ère vague ◽️Seconde main mamy be daholo ihany aloha maman ireto a! ***tous les articles affichés sont déjà lavés et r...
06/03/2026

◽️1ère vague ◽️

Seconde main mamy be daholo ihany aloha maman ireto a!
***tous les articles affichés sont déjà lavés et repassés***

Livraison LUNDI daholo.

Lot de grenouillères tout mimi ❤️
Prix, détails et autres infos sous chaque photos

Bon shopping! 🥰

Jerevo izay mety maman o! 👧🏼🧑🏼Pants pyjama coton kely @ izao andro efa mangatsitsiaka izao 🥶Alefaso ny JP ⌨️Livraison ra...
05/05/2025

Jerevo izay mety maman o! 👧🏼🧑🏼

Pants pyjama coton kely @ izao andro efa mangatsitsiaka izao 🥶

Alefaso ny JP ⌨️
Livraison rahampitso / mandefa faritra 🛻

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LULLABY-baby and mama store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category