07/01/2026
Ho anareo rehetra mikarakara lanonana (mariage, batisa, anniversaire....), izahay dia mampanofa voninkazo sy décoration 🌸🌸
Santionany fotsiny ireo fa aza misalasala manoratra raha misy mahaliana 😉
Antananarivo sy Mahajanga afaka ahitana anay avokoa.
Manasa antsika rehetra ary hiditra MP dia manararaotra miarahaba antsika tratry ny taona 2026 ihany koa. Ho taona zina tokoa anie ity taona ity 💚