08/09/2026
Helloo les filleees
Merciiii beaucouuup hoan'izay rehetra nandalo teny amin'ny stand tamin'ny foire fa tena hoe tonga ianareo..isaorana manokana ianareo izay nanjifa sy nanome feedback mamikely fa tena hoe falyyy aho🥰
Tena hoe lany daholo ny ensembles, pantalons confectionnés rehetra... Ny jeans vitsy kely sisa fa tsy namelànareo 🩷
Mandray commande foana izahayy annnn ✨