By Ny Tsiky

By Ny Tsiky Ny Mora sy ny Tsara hatrany😊❤️✅

Coucou 🤤😋Pizza fait maison à la poêle By Ny Tsiky☺️Goûté tsotra kely tsy mandany be nefa matsiro😋🥰
18/02/2026

Coucou 🤤😋
Pizza fait maison à la poêle By Ny Tsiky☺️
Goûté tsotra kely tsy mandany be nefa matsiro😋🥰

13/08/2025

Vous me manquez énormément les bouboucles .. 😭❤😫

22/01/2024

Afaka mandray anireo izay te hanao Soins sy dressage Curly aho🥰
Lieu Ivato
Pour le Cheveux Types,2,3,4

Hello les Bouboucles 🥰❤️Elaela izy izany 🤭 ???Manao aona ny Fikarakarana ao?Iza avy mo le noraisiko T@ Vague 1,2 reny👌🏻 ...
22/01/2024

Hello les Bouboucles 🥰❤️
Elaela izy izany 🤭 ???
Manao aona ny Fikarakarana ao?
Iza avy mo le noraisiko T@ Vague 1,2 reny👌🏻
Mba omeo retour hoe zah😘
Hizarako Soins tsotra,karazany telo nefa tena ahita mvokatra nareo ♥️❤️

Efa ireo daholo ny fanazavana, Ny zavtra ilaina,Fikarakarana sy fampiasana azy🥰😌

Aza adino manasa ny namana mba hi abonné ny page 🥰

🇲🇬 🤣🥰

Bisous lisany🥰

Bonsoir les Bouboucles 🥰🫶🏻Salama daholo ve,mbola ao tsara daholo??Tena tiako ity voloko androny ity😁💘(taty @ bebe anay a...
13/12/2023

Bonsoir les Bouboucles 🥰🫶🏻
Salama daholo ve,mbola ao tsara daholo??
Tena tiako ity voloko androny ity😁💘(taty @ bebe anay ah de manararotra mampiasa produit naturel satria aty tangosana fotsiny😁
Inona avy zany🫶🏻🫶🏻???
🧼Shampooing solide
🧖🏻‍♀️Ravimbomanga+tantely+huile de coco (mbola tsy voasolo foana atramizao le HdCoco)👉🏻 Masque hydratant be izy io anh
💐 Après shampooing :Vahoana fotsiny no démêle-na azy
(Nokobanina)
Leavin gel hibiscus no nanaovako styling(tangosana fotsiny ety antokotany bebe anay 🥹 sady miafina ihany fa sao bedy🫶🏻😂)
*HIBISCUS *: Activateur du boucle,Manome hydratation ny cheveux ect....🌺🌺
Méthode brosse
Sèchage a l'ai libre fa tss jiro aty ambanivohitra🥺🫠
Fa tiako bebihany Volume ✅ (tsofiny rivotra madio🌺🌬️🌪️)

🌺🌺Cheveux Hydraté, hydraté, hydraté,youppiiiiiiii😍😍
✅Longeur sisa de Ok be✅




Ary aona ny fandany challenge anareo ao?☺️🌺✅

11/12/2023

Bonsoir daholo🥰🥰
Eo lo nareo mba moeno feoko kely e😂😂
Ratsy feo ny admin 😔
Jere nenay iiii....vokatra be izy ireto amizao🥰 ny anay mobde eo antokotany 💐 mitango fotsiny 🌺🌺

Video manaraka :Fomba fanaovako ilay Gel (misy foana manko ny manontany hoe aona fa ny anay tsy mety mahazo gel ,de atoroko ao anaty vidéo maaraka🌺💐

Bonne soirée daholo🥰🥰

Coucou les naturalistes 🥰💐Ela ela zay 🆗Tena tsy nisy Soins mihitsy t@ volo efa ho 2semaine 🥹Afaka omaly aho no nanasa lo...
11/12/2023

Coucou les naturalistes 🥰💐
Ela ela zay 🆗
Tena tsy nisy Soins mihitsy t@ volo efa ho 2semaine 🥹
Afaka omaly aho no nanasa loha 😅
De omaly nana Sprays s'y leavin ary méthode brosse fotsiny de izay🤪
Tsisy Masque,tsisy inona fa avy nosasana de nasina Leavin Gel 🆗💐
Shampooing solide sy Gel fait maison Hibiscus no nampiasako

Efa afa po be aho t@ ity vokatra azoko ity🤪 Jerenareo nge eh🌺
Boucle bien défini 🥰🆗
Hydratation eoeo ihany🥲 Ny indro keliny
Pour le moment tsy de araka mizara be ato fa tena be loatra le zavatra sahanina🙏🏻 mitsidika matetika anareo eto ihany aho amizay tratra
Bisous daholo de tohizo foana ny Soins🤚🏻
Tsy votery ahita vokatra eo ny eo fa mila faharetana,
Mety aman-Bolana ,mety aman Taona fa Courage daholo💪🏻


CoucouElaela izay anh❤️Afaka entina mamonjy lanona miaja tsara mihitsy anie ny volo Natoraly e❤️🥰Tiavo ny volonao natora...
06/12/2023

Coucou
Elaela izay anh❤️
Afaka entina mamonjy lanona miaja tsara mihitsy anie ny volo Natoraly e❤️🥰
Tiavo ny volonao natoraly 🥰🌻

Izay fotsiny fa somary sahirana kely aho 🤧 dia tsy afaka mitsidika matetika 🥰🥰
Aza miala hanefa na izany fa efa hoavy ny vokatra anh ato By Ny Tsiky 😘🤩🥳
👉🏻Huile repousse cheveux🥳
👉🏻Crème coiffante 🥳

De aza adino ny mi_abonné ny page 🥰

🍁 Gommage capillaire sy Clarification 🍁  Ny gommage capillaire sy ny clarification dia samy natao hanadiovana tsara ny h...
03/12/2023

🍁 Gommage capillaire sy Clarification 🍁

Ny gommage capillaire sy ny clarification dia samy natao hanadiovana tsara ny hodidoha mba hanalana ny loto rehetra sy ny résidus de produit tamin'ny hodidoha sy ny volo izay manepotra ny hodidoha tsy hiaina tsara sy misakana ny soins atao tsy handaitra.

Inon maha (Samihafa ou Samy Hafa)🙊😭😂 hitsio fotsiny aho ra diso fa afangaroko foana ireo😔

😅 Ny produit ampiasaina sy ny fomba fanaovana ny gommage sy ny clarification no tsy mampitovy azy.

✅ Ny clarification : ilay produit no manadio ny volo sy ny hodidoha. Anisan'ny fanaontsika ohatra ilay shampooing + karibonetra izay hanasana ny loha.
Manadio be mihitsy ny clarification. Tena miverina zéro mihitsy ny volo ary misokatra ny écailles-n'ny volo rehefa manao clarification.

✅Rehefa manao Gommage capillaire indray dia ireo voa na « grains » anatin'ny produit ampiasaina sy ilay massage, fomba fanaovana gommage (action mécanique) no manadio ny hodidoha.
Afaka hanaovana gommage capillaire ohatra ny vovo-kafe malemy na siramamy na sira + menaka + tantely.
(Efa misy mivarotra produit gommage capillaire ihany koa.)
Miala daholo ny loto, ireo sela maty sy ny angadrano amin'ny hodidoha rehefa manao gommage capillaire.
Salama kokoa ny hodidoha avy eo, mahazo « volume » ny volo, sady mahatonga ny volo haniry haingana kokoa ny fanaovana gommage capillaire.

😊 Tena ilaina noho izany ny manao Clarification sy gommage capillaire. Rehefa avy manao clarification na gommage mantsy isika dia vonona handray soins tsara ny hodidoha sy ny volo avy eo.

✖️ ❗Tsy azo atao miaraka ny clarification sy ny gommage capillaire sady tsy azo atao matetika. ✖️❗
Indray mandeha isambolana (na indroa) ihany no tokony hanao gommage capillaire arakaraky ny filan'ny volo. 🙂
✖️✖️ Tsy manao gommage capillaire raha misy fery na maratra ny hodi-doha.
👍🏻Moramora rehefa manao massage capillaire, tsy kosehina mafy ny hodidoha.
👍🏻Kobanina tsara amin'ny rano (matimaty) rehefa vita ny gommage mba hanesorana ny produit sisa tavela amin'ny hodidoha ary manao soins tsara avy eo. (après shampooing + masque + leave-in + huile)

⭐️Tsara ho fantatra momba ny transition 🌸Ireto avy ny étape arahina rehefa manao retour au naturel: ✅1-Diagnostic Ny dia...
02/12/2023

⭐️Tsara ho fantatra momba ny transition

🌸Ireto avy ny étape arahina rehefa manao retour au naturel:

✅1-Diagnostic
Ny diagnostic dia natao mba ahafantarana ny fahasimbana izay misy @ volonao mba ahafahana mi orienter anao arak’izay objectif anao ☺️

✅2-Small chop/Big chop
Ny small chop dia fanalana tsikelikely ireo volo simba.
Ny big chop kosa izay rapide koakoa en terme de transition dia fanapahana tanteraka ireo volo rehetra simba.

✅Type de cheveux
Ny fahalalana ny type de cheveux dia maha mora sy maha aingana kokoa ny transition satria arakaraky ny type ny volonao no ahalalana izay mety fomba ahasalama ny volonao

✅Test de porosité
Ny test de porosité ihany koa dia natao mba i orienter-na ny soin izay adapaté @ volonao

✅Routine capillaire
Rehefa fantatra daholo ny momba ny volonao dia miroso @ fanavaozana ny routine capillaire anao mba ho routine capillaire saine s’y adapter am volonao ❤️


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Ny Tsiky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share