I-shop mada

I-shop mada I-shop mada — Lifestyle & Qualité 🛍️

Izahay dia mivarotra entana isan-karazany na vaovao izany na friperie amin'ny kalitao tena tsara no sady miavaka.

Hey ! Ho anareo izay mitady pantoufle friperie indray an Ireto misy maro azo hisafidianana tsara sady marque be daholo n...
09/06/2026

Hey ! Ho anareo izay mitady pantoufle friperie indray an
Ireto misy maro azo hisafidianana tsara sady marque be daholo ny ankamaroany an 🤗🥰
📤 Mp ary na antsoy ny 034 89 897 82 raha misy mahaliana anao
📦 Livraison manerana ny Nosy

🧡🤎🧡 Arrivage pull stylé kely indray an 🧡🤎🧡 📤 MP OU 034 89 897 82 📦 Livraison partout
08/06/2026

🧡🤎🧡 Arrivage pull stylé kely indray an 🧡🤎🧡
📤 MP OU 034 89 897 82
📦 Livraison partout

✨Dispo de suite ✨Friperie Européenne 👌📤 Mp ou 034 89 897 82 📦 Livraison partout
06/06/2026

✨Dispo de suite ✨
Friperie Européenne 👌
📤 Mp ou 034 89 897 82
📦 Livraison partout

05/06/2026

✨ Arrivage vaovao be ! ✨
👒 Bonnet fourrure ho an'ny vehivavy ❄️👑
Tsara rindra, mafana tsara, sady manome "style" kanto be rehefa entina mivoaka! 😍

🎨 Loko misy (Ireo amin'ny sary) :
- Beige / Blanc cassé 🤍
- Marron 🤎
- Mainty 🖤

Prix : 10 000 Ar
Araraoty ary fa ato aminay ihany ianao no ahita io prix io an
⚠️ Mp ary fa limité ny stock ! 🏃‍♀️💨
📞 Na antsoy ny : 034 87 670 91

✨ Arrivage vaovao be indray ity ! ✨👒 Bonnet fourrure ho an'ny vehivavy ❄️👑Mafana tsara, sady manome "style" kanto be reh...
05/06/2026

✨ Arrivage vaovao be indray ity ! ✨
👒 Bonnet fourrure ho an'ny vehivavy ❄️👑
Mafana tsara, sady manome "style" kanto be rehefa entina mivoaka! 😍
🎨 Loko misy (Ireo amin'ny sary) :
- Beige / Blanc cassé 🤍
- Marron 🤎
- Mainty 🖤

Prix : 10 000 Ar
Araraoty fa ato aminay ihany nareo no ahita ity prix ity ann

⚠️ Mp ary fa limité ny stock ! 🏃‍♀️💨
📞 Na antsoy ny : 034 87 670 91

Maro ianareo no niandry ity arrivage KITO sy kapakapa ity eh 🤩?Tonga ary izy izao dia araraoty fa mandalo ihany ireto 🤗✅...
03/06/2026

Maro ianareo no niandry ity arrivage KITO sy kapakapa ity eh 🤩?
Tonga ary izy izao dia araraoty fa mandalo ihany ireto 🤗
✅ Friperie Européenne hatrany
📤 Mp na antsoy ny 034 89 897 82 raha misy mahaliana anao
📦 Livraison manerana ny Nosy

👉 Ho an'ireo izay efa niandry ity arrivage KITO SY KAPAKAPA ity hatry ny ela dia aza tara fa demain alefanay eto ny déta...
02/06/2026

👉 Ho an'ireo izay efa niandry ity arrivage KITO SY KAPAKAPA ity hatry ny ela dia aza tara fa demain alefanay eto ny détail rehetra 🥰

✨Dispo de suite ✨Botte , talon , sandale à plateforme ,..Chaussure friperie Européenne hatrany 👌📤 Mp ou 034 89 897 82 📦 ...
01/06/2026

✨Dispo de suite ✨
Botte , talon , sandale à plateforme ,..
Chaussure friperie Européenne hatrany 👌
📤 Mp ou 034 89 897 82
📦 Livraison partout

30/05/2026

Arrivage vaovao be indray ity an 🤩
MACHINE À PÂTES marque "Sokany"👌sady 13 en 1 be izao 🥰
Afaka hiasana tsara mihintsy ✅
Prix : 450 000 ar
📥 Mp na antsoy ny 034 89 897 82 raha mahaliana anao ity
📦 Livraison manerana ny Nosy Voir moins

📣 HYUNDAI SLOW JUICER (EXTRACTOR DE JUS) indray no atolotray ho anareoAfaka atao cadeau tsara ihany koa ho an'i Neny izy...
28/05/2026

📣 HYUNDAI SLOW JUICER (EXTRACTOR DE JUS) indray no atolotray ho anareo
Afaka atao cadeau tsara ihany koa ho an'i Neny izy ity an !

✨ NY MOMBAMOMBA AZY SY NY ASANY :
✅ Marque : HYUNDAI (Tsy dia fahita firy eny antsena amin'ilay tena mafy sy mateza)

✅ Multifonction : Mahavita jus voasary, paoma, legioma (seleria, karaoty,...) 🍹100 % JUS FRAIS & NATUREL 🍹
🍧 ary afaka manao karazana "sorbet" na gilasy amin'ny voankazo ihany koa

✅ Misy vavany lehibe (Grand goulot) : Afaka ampidirina mivantana ny voankazo izay mety aminao (paoma, voasary, legioma lava toy ny seleria tsy mila tetehina madinika intsony, sns .....)
✅ Dimension : 15 x 25 x 52 cm
✅ Mora diovina : Rehefa avy mampiasa dia mora esorina sy sasana ireo kojakoja rehetra aminy.

💰Prix : 360 000 ar
🛵Livraison manerana ny Nosy
✉️Mp na antsoy ny 034 89 897 82 raha mahaliana ano ity 🥰

Address

Lot VB I 054 Tanjombato Ambany Atsimo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-shop mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to I-shop mada:

Share