JEJO boutique

JEJO boutique Ny hatsarana

Victoria plaza Antanimena box B03  Du Lundi au samedi  de 8h à 17hLe Colisée Ampasanimalo BOX03  Du Lundi au samedi  de ...
16/06/2026

Victoria plaza Antanimena box B03
Du Lundi au samedi de 8h à 17h
Le Colisée Ampasanimalo BOX03
Du Lundi au samedi de 9h à 18h 30mn
fans
JEJO boutique

Tongava any aminay mietsena e.Manomana fête des pères Omenay réduction 😍😍Le Colisée Ampasanimalo BOX03
11/06/2026

Tongava any aminay mietsena e.
Manomana fête des pères
Omenay réduction 😍😍
Le Colisée Ampasanimalo BOX03

🌿 FALY IZAHAY MANAMBARA FA MISOKATRA INDRAY NY JEJO-BOUTIQUE  LE Colisée Ampasanimalo Box 03🌿Nisy ny fahoriana sy ny fit...
09/06/2026

🌿 FALY IZAHAY MANAMBARA FA MISOKATRA INDRAY NY JEJO-BOUTIQUE LE Colisée Ampasanimalo Box 03🌿

Nisy ny fahoriana sy ny fitsapana, saingy tsy naharesy anay izany. Misaotra anareo rehetra tamin’ny vavaka, ny teny fampaherezana ary ny fanohanana nasehonareo nandritra izay fotoana sarotra izay.

📖 "Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza, mba hanome anareo hoavy sy fanantenana." — Jeremia 29:11

Tongava mitsidika sy manohana anay indray. Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanohy hatrany. ❤️

Jejo-Boutique "Nianjera vetivety, fa nitsangana indray noho ny fahasoavan’Andriamanitra." 🙏✨

🌷

✨ ÉLÉGANCE & DOUCEUR AU RENDEZ-VOUS ✨Craquez pour ce magnifique pull blanc col V 🤍Un indispensable chic et tendance pour...
16/05/2026

✨ ÉLÉGANCE & DOUCEUR AU RENDEZ-VOUS ✨

Craquez pour ce magnifique pull blanc col V 🤍
Un indispensable chic et tendance pour sublimer vos looks 😍

🆕 Article neuf
📏 Tailles disponibles : M • L • XL
💰 Prix : 55 000Ar

⚠️ STOCK TRÈS LIMITÉ ⚠️
📍 Disponible chez Jejo-boutique
Victoria Plaza Antanimena Box B03

📩 MP rapidement avant rupture 🔥

✨ Nouveaux gilets cachemire ✨      Col rond et col VClasse, élégants et très confortables 😍🔥🎨 Couleurs : ⚫ Noir • 🔵 Bleu...
14/05/2026

✨ Nouveaux gilets cachemire ✨
Col rond et col V

Classe, élégants et très confortables 😍🔥

🎨 Couleurs : ⚫ Noir • 🔵 Bleu marine
📏 Tailles : M • L • XL
💰 Prix promo : 45 000 Ar seulement 😱
☎️ 034 55 744 52

⚠️ Stock très limité, dépêchez-vous ⏳❤️

Mifarana androany ty hetsika ty😍😍Parking Akoor Digue Stand N°05 no misy anayMankasitraka indrindra hoanareo efa nandalo🙏...
02/05/2026

Mifarana androany ty hetsika ty😍😍
Parking Akoor Digue
Stand N°05 no misy anay
Mankasitraka indrindra hoanareo efa nandalo🙏🙏

Tongava maro fa vonona foana ny hanome fahafahampo anareo izahay😍😍
25/04/2026

Tongava maro fa vonona foana ny hanome fahafahampo anareo izahay😍😍

Victoria plaza Antanimena box B03  😍😍
22/04/2026

Victoria plaza Antanimena box B03 😍😍

Gilet 😍😍
18/04/2026

Gilet 😍😍

Address

Le Colisée Ampasanimalo Centre Commercial BOX03 (fermé) Victoria Plaza Antanimena Box B03
Antananarivo
101

Telephone

+261345574452

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JEJO boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JEJO boutique:

Share