Ambinintsoa - Dressing

Ambinintsoa - Dressing Bon pour le style 💙
Bon pour la planète 🌍

Vide Dressing de qualité 😉

05/07/2026

✨ Petit rappel e! ✨

Maro aminareo no mbola manontany hoe : "Mila sasana ve ilay akanjo rehefa tonga?" 🤔

Ny valiny dia TSIA. 😊

Ato amin'ny Ambinintsoa - Dressing, ny akanjo rehetra amidinay dia efa voadio, voakarakara tsara ary prête à porter. Midika izany fa rehefa tonga any aminao dia afaka anaovana avy hatrany. 👗🩷

Satria fantatray fa tsy ny rehetra no manam-potoana hanasa na hikarakara akanjo vao hanaovana azy, dia ezahinay ho vonona tanteraka ny entana rehetra alohan'ny haterina any aminareo.

🌸 Akanjo 2e main voafantina tsara
🌸 Madio sy tsara kalitao
🌸 Vidiny mirary
🌸 Arrivage vaovao matetika
🌸 Afaka miady varotra

Raha mbola tsy nanaraka ny pejy ianao dia tongasoa eto amin'ny Ambinintsoa-Dressing. Araho akaiky ny publication fa sao misy ilay modely tianao lasan'ny hafa. 😉

💌 Raha mila sary fanampiny na te-hamandrika dia aza misalasala mandefa message.

Mankasitraka antsika rehetra izay efa manohana, manao J'aime, mizara ary manoro ny pejy amin'ny namana. Izany no mampandroso anay isan'andro. 🤍🙏

Dressing
Bon pour le style 💙
Bon pour la planète 🌍

Fifaliana hatrany ny mandray ny hafatra avy aminareo 🥰🥰Mamy kely toy izao ❤️Eto zao ny mpandray anjara antsika tamin'ny ...
30/06/2026

Fifaliana hatrany ny mandray ny hafatra avy aminareo 🥰🥰
Mamy kely toy izao ❤️

Eto zao ny mpandray anjara antsika tamin'ny lalao fisokafan'ny pejy no nandefa hafatra Violettah An ❤️ Misaotra nandray anjara... misaotra naka ilay cadeau kely...

Ho antsika rehetra❗
Aza miala alavitra fa ho avy ny arrivage manaraka ee... azonao jerena raha mety aminao nefa ny article efa dispo ato amin'ny pejy, na proposeo ny namana, ny akama sns...

Eto amin'ny pejy anie ka afaka miady varotra ee... afaka mifampiresaka tsara isika amin'ny vidiny.. Ny kalitao koa tsara ❤️‍🔥

✨ Eto aminay, tsy voatery ho prix fixe foana! ✨Misy zavatra tianao nefa tsy mifanaraka tsara amin'ny teti-bolanao? 😊 Aza...
12/06/2026

✨ Eto aminay, tsy voatery ho prix fixe foana! ✨

Misy zavatra tianao nefa tsy mifanaraka tsara amin'ny teti-bolanao? 😊 Aza misalasala mandefa hafatra anay fa misokatra amin'ny fifampiresahana ny vidiny izahay. 🤝💙

Ny tanjonay dia ny hahitanao izay tianao amin'ny vidiny mety aminao. Koa raha misy akanjo nahaliana anao, aza matahotra miady varotra am-panajana fa mety mbola hifanaraka isika. 🛍️✨

📩 Alefaso ny message dia andao hifampiresaka! 😊

Ambinintsoa - Dressing
💙 Bon pour le style
🌍 Bon pour la planète

✨ Chic, simple et élégante !   🩵💙❤️Ensemble jupe + veste gris foncé, détail raffiné 🔘  ✔️ Taille 38 💰 20.000 Ar 📩 Dispon...
11/06/2026

✨ Chic, simple et élégante !

🩵💙❤️

Ensemble jupe + veste gris foncé, détail raffiné 🔘

✔️ Taille 38
💰 20.000 Ar

📩 Disponible en modèle unique.

Aza tara fa anjaranao io! 🩶
Tongava MP aingana ary e!

Ambinintsoa - Dressing

✨ Jupe élégante bleu royal avec détail écossais ✨Craquez pour cette jolie jupe au détail écossais qui apporte une touche...
09/06/2026

✨ Jupe élégante bleu royal avec détail écossais ✨

Craquez pour cette jolie jupe au détail écossais qui apporte une touche d'originalité et d'élégance à votre tenue.
Confortable et facile à associer, elle est parfaite pour le quotidien comme pour vos petites sorties. 💙

📏 Taille : S
💰 Prix : 7.000 Ar
🚚 Livraison à partir de 3.000 Ar

💙 Une pièce unique qui allie style, originalité et confort pour toutes les occasions.

📩 Premier arrivé, premier servi !

♻️ Bon pour le style, bon pour la planète 🌍

👗✨ Mora kokoa noho ny eritreretrao ny hananana look tsara isan’androBetsaka ny olona reraka isa-maraina amin’ilay hoe: “...
02/06/2026

👗✨ Mora kokoa noho ny eritreretrao ny hananana look tsara isan’andro

Betsaka ny olona reraka isa-maraina amin’ilay hoe: “Inona no hotafiko androany?” 👀

Fa ny marina dia tsy ny akanjo no olana… fa ny tsy fahafantarana ny fomba fampifangaroana azy.

💡 Zava-dehibe 4 tsara ho fantatrao:

👗 Akanjo mifanaraka amin’ny vatanao hanaovana
🎨 Karazana loko 2–3 fotsiny no ampiarahina
👠 Détails kely (kiraro, volo, accesoires…) fa tena manova zavatra be
💙 Stylé kokoa ianao rehefa mitafy amin’ny fahatokisan-tena

🌿 Ny marina?
Tsy hoe tsy manana akanjo ianao… fa tsy manana idée mazava hampifangaroana azy... dia lasa tsy afa-po foana ianao.

Ambinintsoa - Dressing
Bon pour le style 💙
Bon pour la planète 🌍

🩵💙💙💙

🎉 VITA NY FISARIHANA! 🎉Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara tamin'ny jeu nataon'ny Ambinintsoa - Dressing  💙Ireto...
30/05/2026

🎉 VITA NY FISARIHANA! 🎉

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara tamin'ny jeu nataon'ny Ambinintsoa - Dressing 💙

Ireto ny mpandresy:

🥇 Domoina Solo
🥈 Violettah An
🥉 Ba Py

Arahabaina indrindra! 🎁

Mba andefaso hafatra miafina (MP) ny pejy mba handaminana ny fanomezana loka.

Mbola hisy jeu sy surprise maro ho avy koa araho hatrany ny pejy 💙✨

22/05/2026

🎉✨ JEU FISOKAFAN'NY PAGE Ambinintsoa - Dressing ✨🎉
🛍️ Tongasoa 🛍️

Noho ny fisokafan’ny pejintsika dia misy 🎁 surprise cadeau ho anareo!

Raha te handray anjara dia araho ireto fepetra tsotra ireto 👇

✅ Araho (Suivre/Follow) ny pejy Ambinintsoa - Dressing
✅ Ataovy partage ity publication ity ao amin’ny groupe misy anao
✅ Ataovy partage ity publication ity ao amin'ny mur-anao ary atao public
✅ Taggueo ao anaty commentaire ireo namanao 👭
✅ Asao ihany koa izy ireo hanaraka ny pejy 💖

🎀 Arakaraky ny maha betsaka ny participation-nao no mampitombo ny chance-nao handresy!

📅 Havoaka ato amin’ny pejy ny mpandresy amin'ny Sabotsy 30 Mai 🎉

💃 Miomàna fa mbola maro ireo nouveautés sy pièces tsara tarehy ho avy ato!


“Bon pour le style, bon pour la planète” ✨

21/05/2026

✨🛍️ Ambinintsoa - Dressing 🛍️✨

Mitady akanjo tsara, manara-penitra ary mampiavaka anao? 💃
Tongasoa eto amin’ny pejy Ambinintsoa - Dressing 🤍

👗 Akanjo voafantina tsara
👜 Accessoires manampy hatsarana ny style-nao
✨ Fomba fitafy tsotra nefa tena kanto
💖 Entana tsara kalitao sy vidiny mirary

🌸 Raha tia lamaody sy te hahita pièces tsara tarehy ianao dia:
👍 Ataovy “J’aime” ny pejy
🔔 Araho (Follow) mba tsy ho tara amin’ny arrivage sy nouveautés
📤 Asao ihany koa ny namanao hanaraka ny pejy

🔥 Mbola betsaka ireo collection tsara tarehy ho avy ato!

📍 Ambinintsoa - Dressing
“Bon pour ke style, bon pour la planète” ✨

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambinintsoa - Dressing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share