Mety Aminao

Mety Aminao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mety Aminao, Merchandising Service, Antananarivo.

17/03/2023
11/03/2023

Inty ilay "Huile essentiel de gingembre" natao hanalana ireo:
👉🏻Tavy tsy ilaina amin'ny vatana
👉🏻Miroraka amin'ny kibo
👉🏻Rivotra ao anaty Kibo na vatana
Menaka mafana 100%naturel, 100% efficace ary tsy misy effet secondaire, mety amin'ny rehetra
Prix: 30000 ar
Livraison tana: 3000ar, mandefa any amin'ny faritra
Aza misalasala mandefa hafatra miafina Mp na miantso ny 0320401201

Vaovao Mahafinaritra 😊 Ho anao izay manana olana nohon'ny menaka sy tavy amin'ny vatana - Tsy mety mihena - Misy kibo mi...
04/03/2023

Vaovao Mahafinaritra 😊
Ho anao izay manana olana nohon'ny menaka sy tavy amin'ny vatana
- Tsy mety mihena
- Misy kibo miroraka tiana esorina
- Nahazo vatana sy lanja mihoatra izay ilainao
🤤Natao ho anao ny
👉🏻Huile essentiel de gingembre 30ml
Na koa ny
👉🏻 The minceur (infusion)
Samy efficace fa afaka misafidy izay mety aminao ianao,100% naturel,tsy misy effet secondaire ary tsy maintsy mahita vokatra ianao

Mandefa any amin'ny faritra izahay

Azonao atao ny mandefa mp avy hatrany na miantso ny laharana
032.04.012.01

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mety Aminao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share