24/07/2026
🥰 Salama daholo ô! 🥰
📱 Cache écran manomboka amin’ny 10.000 Ar monja!
(Azo vidiana antsinjarany sy ambongadiny)
🚨 Arovy dieny izao ny findainao! 🚨
Tianao ve ny hitazona ny findainao ho toy ny vao nividy hatrany? 📱✨
👉 Efa eto izahay hanampy anao! Ireto ny karazana fiarovana misy:
🔥 Hydrogel : Matte / Glossy HD
• Miaro amin’ny ratra (rayures)
• Anti-regards indiscrets (ianao irery ihany no mahita ny efijery rehefa misy olona eo akaiky)
🔥 9D
🔥 Privacy
🔥 Top Glass
🔥 Full Glue (Curvé)
✅ Fiarovana tsara kalitao
✅ Miaro ny efijery amin’ny ratra sy ny dona andavanandro
✅ Fametahana haingana, madio ary matihanina
✅ Misy ho an’ny modely finday maro
❗ Aza avela ny fianjerana hanimba ny efijerinao!
👉 Arovy dieny izao ny findainao!
☎️ Fifandraisana :
📞 038 69 307 18
📞 033 91 503 31
📞 037 98 729 76
🚚 Mandefa faritra
💗 Misaotra betsaka amin’ny fitokisanareo! 💗