NF shop Mada

NF shop Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NF shop Mada, Antananarivo.

🛒 NF SHOP MADA 📱 Accessoires Téléphone & High-Tech
💯 Qualité garantie 💻 Tablettes 🎧 Écouteurs ⚡ Chargeurs 🔋 Power Banks
🚚 Livraison partout à Madagascar 📩 mp pour commander
✨ Qualité • Confiance • Satisfaction

🔥 PROMOTION FLASH CHEZ NF SHOP MADA ! 🔥⚡ ALSEN 200W — CHARGEUR ULTRA RAPIDE💥 SEULEMENT 30 000 Ar EN PROMOTION !Tu en as ...
07/09/2026

🔥 PROMOTION FLASH CHEZ NF SHOP MADA ! 🔥

⚡ ALSEN 200W — CHARGEUR ULTRA RAPIDE

💥 SEULEMENT 30 000 Ar EN PROMOTION !
Tu en as marre de voir ton téléphone charger lentement ? 😩🔋

Passe à la vitesse supérieure avec le ALSEN 200W ⚡

✅ Charge rapide
✅ PD + QC3.0
✅ Protection multi-sécurité
✅ Puissant & pratique au quotidien
✅ Idéal pour les appareils compatibles

🚨 PRIX PROMO : 30 000 Ar SEULEMENT !

⏳ STOCK TRÈS LIMITÉ — Vitsy dia vitsy sisa !

👉 Aza miandry ho lany vao mitady !

📩 Écrivez-nous en MP maintenant pour commander.
📞 034 45 998 34

🔥 30 000 Ar ihany — raiso dieny mbola misy ! 🔥

🔥 TSY TE HIALA INTSONY IANAO VAO MIARAKA AMIN’ITY! 🎧😍Mitady écouteur midoboka tsara , mazava ary tsara feo ve ianao? 😍It...
06/09/2026

🔥 TSY TE HIALA INTSONY IANAO VAO MIARAKA AMIN’ITY! 🎧😍

Mitady écouteur midoboka tsara , mazava ary tsara feo ve ianao? 😍
Ity AirPods Pro ity no mety aminao! ❤️‍🔥
🎧 Son puissant & clair
🔇 Réduction de bruit
👆 Contrôle tactile
📱 Compatible iPhone & Android
✨ Design élégant sy confortable
💗 Maharitra 6 heure bé izao ny autonomie 💗

💥 PRIX PROMO : 40 000 Ar ihany!

📲 Commande / Contact :
☎️ 034 50 618 69
☎️ 034 45 998 34
🚚 Livraison partout Madagascar 🇲🇬
⚡ Stock limité ! Aza miandry ho lany!
👉 Alefaso MP na antsoy izao raha hanafatra!

🐌 Mrame ve ny téléphone-nao? 📱Andramo ireto 3 astuces ireto: ✅ Fafao ny fichiers tsy ilaina✅ Esory ny applications tsy a...
05/09/2026

🐌 Mrame ve ny téléphone-nao? 📱

Andramo ireto 3 astuces ireto:
✅ Fafao ny fichiers tsy ilaina
✅ Esory ny applications tsy ampiasaina
✅ Avelao hisy espace libre ao amin’ny stockage

💡 Téléphone voakarakara = performance tsara kokoa! ⚡

👉 Zarao amin’ny namanao raha ilainy ity astuce ity ❤️

05/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Etienne Tombovelo, Bienvenu Fitiavana

04/09/2026

💥 “IN 10 MI-CHARGE IANAO, VAO LOW BATT ITY POWER BANK ITY !” 🔋⚡

⚡ Na délestage, na mandeha lavitra, na any amin’ny toerana tsy misy jiro — tsy ho lany batterie intsony! 🔋📱

💡 Ity POWER BANK UFEEL 50 000mAh ity no solution-nao !

🔋 50 000mAh → afaka mameno téléphone hatramin’ny 10 FOIS 📱🔥
⚡ CHARGE RAPIDE → mahazo charge haingana
🔌 PORT MAROMARO → afaka mamahana téléphone maromaro miaraka
🔗 CÂBLE INTÉGRÉ → tsy mila mitondra câble misaraka
💡 JIRO TENA MAZAVA → mety tsara amin’ny délestage, voyage, camping, urgence…
🛡️ ANTI-SURCHARGE & ANTI-SURCHAUFFE → protection ho an’ny appareil-nao
🔋 BATTERIE LITHIUM → autonomie lehibe sy maharitra 💪
💥 PRIX PROMOTION : 150 000 Ar IHANY ! 💥

🚨 Aza miandry ho lany stock! Raha mila Power Bank tena matanjaka sy maharitra ianao dia ity no fotoana hividianana azy! 🔥

📩 Mp na miantso AVY hatrany :
📞 034 50 618 69
📞 034 45 998 34

🚚 LIVRAISON tana

📍 Mandefa amin' faritra rehetra ????❤️

🚨🔥 ARRIVAGE VAOVAO BE 🔥🚨🔋 POWER BANK VILLAON 30 000mAh 🔋⚡ Fast Charge – charge rapide📱 Maha-charge téléphone hatramin’ny...
04/09/2026

🚨🔥 ARRIVAGE VAOVAO BE 🔥🚨

🔋 POWER BANK VILLAON 30 000mAh 🔋
⚡ Fast Charge – charge rapide
📱 Maha-charge téléphone hatramin’ny 6 fois 😍
🔌 Câbles intégrés efa ao anatiny:
✅ Type-C
✅ iPhone
✅ Android
➡️ Afaka mi-charge téléphone maromaro miaraka ihany koa ianao satria misy ports maromaro 😱🔥

📊 Misy tableau d’affichage hijerena ny batterie restant 🔋

💥 PRIX PROMOTION : 75 000 Ar ihany 💥
🚚 LIVRAISON GRATUITE 😍

❌ Tsy ho LOW BATT intsony ianao 😎

👉 Na mandeha lavitra, mandeha voyage, miasa, na misy délestage aza, dia efa manana solution ianao! 🔥🔋

⚠️ STOCK LIMITÉ ⚠️
👉 Alefaso commande dia Mbola misy !

📦 Manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra rehetra 🇲🇬
📞 Commande :
034 50 618 69
034 45 998 34

📩 Alefaso MP na antsoy dieny izao!

🔋⚡🇲🇬

🔥🔋 MILA POWERBANK MAHERY NEFA TSY MIBAHANA TOERANA? 🔋🔥Ity ary ilay Powerbank 20 000mAh – 65W mety tsara ho anao! ⚡😍Na ma...
28/08/2026

🔥🔋 MILA POWERBANK MAHERY NEFA TSY MIBAHANA TOERANA? 🔋🔥

Ity ary ilay Powerbank 20 000mAh – 65W mety tsara ho anao! ⚡😍

Na mandeha miasa, mianatra, na mandeha lavitra ianao dia mora entina miaraka aminao hatraiza hatraiza.

💻 Afaka mi-charge ordinateur

📱 Mi-charge smartphone sy tablette ⚡

Charge rapide 65W

🎒 Mora tafiditra anaty sac banane na bandoulière kely

✋ Afaka entina am-pôsy ihany koa satria compacte sady tsy mibahana toerana!

🔥 PROMOTION MANOKANA: 190 000 Ar ihany!

⚠️ 2 IHANY NY STOCK MISY!

👉 Araraoty dieny mbola misy fa rehefa lany ireo 2 ireo dia tapitra ny promotion!

📩 Alefaso MP avy hatrany na antsoy:
📞 034 45 998 34
📞 034 50 618 69

27/08/2026

🔋Aza avela ho lany tanteraka (0%)
Aza tazonina 100% ela rehefa feno dia alana

👉 Io no fomba manampy mitahiry cycle de vie an’ny batterie

25/08/2026

🔥TSY MAMENO TSOTRA… FA MAMENO HAINGANA SY MIARO NY FINDAYNAO! 🔥

Leo miandry ela vao feno ny batterie? 😩

🔥 ALSEN FAST 200W no vahaolana!

✅ Charge rapide 200W

🔋 Miaro ny batterie tsy hibotsina

🌡️ Miaro amin’ny hafanana be loatra

⚡ Mameno haingana, mahery ary azo antoka!

💥 Kalitao tsara ho an’izay te hitandrina ny batterie-ny!

💰 Prix : 32 000 Ar ihany!

🚨 Aza miandry ho simba ny batterie-nao vao mitady chargeur tsara!

📲 MANDEFA MP NA ANTSOY DIENY IZAO : 034 45 998 34
035 50 618 69

👉 Commandez vite! 🔥

20/08/2026

❤️🙏 TENA MANKASITRAKA RETO AN !

Tsy misy teny ampy hanehoana ny fisaoranay anareo rehetra efa nametraka fahatokisana taminay 🙏🥹❤️

Ny retour sy témoignage alefanareo dia tena manome hery anay hanohy hatrany hanome produit tsara sy service tsara ho anareo. 🥰🔋
Misaotra tamin’ny confiance, misaotra tamin’ny commande, ary misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana! ❤️‍🔥

Ary ho anareo izay mbola tsy nahazo Power Bank… 👀👇
🔥 MBOLA MITOHY HATRANY NY PROMOTION! 🔥

Aza miandry ela fa efa vitsy kely sisa ny stock 😱⏳
👉 Ianao sisa no andrasana! 😍
👉 Raiso dieny mbola misy, sao ianao indray no hilaza hoe “Nahoana aho no tsy nanafatra tany aloha?” 😂❤️

🚚 Manao livraison izahay
📦 Mandefa any amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬
📲 Commande :
034 50 618 69
034 45 998 34

🔥 PROMOTION MITOHY — STOCK VITSY — AZA TARA! 🔥

🇲🇬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NF shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share