S&R Friperie

S&R Friperie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S&R Friperie, Clothing (Brand), Antananarivo.

😍🩴Tonga indray ny ARRIVAGETSIKA 🩴😍Sandales friperie ahitana karazany maro: Tong, slide, claquette, crocs,...Misy ho an'n...
21/08/2026

😍🩴Tonga indray ny ARRIVAGETSIKA 🩴😍
Sandales friperie ahitana karazany maro: Tong, slide, claquette, crocs,...
Misy ho an'ny rehetra foana hatrany, Pt 20- Pt 47

Prix : 15 000Ar à 35 000Ar
Efa mipetaka amin'ny sary avokoa ny détails rehetra ✅

Koa aza tara ary ôô😍
📦 Livraison Antananarivo et en province 🚲

PT 42 indray ary ôô 🥳😍Iza ianareo n ahazo azy mialoha ny arrivage rahariva 😍 Sandale noire et blanc ❤️❌ Prix 25 000Ar❌Fr...
21/08/2026

PT 42 indray ary ôô 🥳😍
Iza ianareo n ahazo azy mialoha ny arrivage rahariva 😍
Sandale noire et blanc ❤️

❌ Prix 25 000Ar❌
Friperie 💯

Livraison Antananarivo et en province 🚲 📦

20/08/2026
Papozikelin'iza indray ny PT 25 😍🥳Kito bleu 💙 Tena mafatifaty loatra kosa 😍Manoratra hatrany am-paladia tsara 👌❌ Prix 25...
20/08/2026

Papozikelin'iza indray ny PT 25 😍🥳
Kito bleu 💙
Tena mafatifaty loatra kosa 😍
Manoratra hatrany am-paladia tsara 👌

❌ Prix 25 000Ar❌
Friperie tsara foana hatrany ✅

Livraison Antananarivo et en province 🚲

Azalahy 😍, ity ary ho anareo PT 38 ôô 🥳  BIRKENSTOCK BOSTON noire ❤️ Iza indray n ho tompony😍❌Prix 45 000Ar❌Friperie 💯Li...
19/08/2026

Azalahy 😍, ity ary ho anareo PT 38 ôô 🥳
BIRKENSTOCK BOSTON noire ❤️
Iza indray n ho tompony😍

❌Prix 45 000Ar❌
Friperie 💯

Livraison Antananarivo et en province 🚲 🚐

Ho anareo homme PT 40-41 indray Ary izy ity ôô🥳😍Ity iray ity ihany koa iza ianareo lay mankafia azy 😍👌❌ Prix 25 000Ar❌Fr...
18/08/2026

Ho anareo homme PT 40-41 indray Ary izy ity ôô🥳😍
Ity iray ity ihany koa iza ianareo lay mankafia azy 😍👌

❌ Prix 25 000Ar❌
Friperie tsara foana hatrany ✅

Livraison partout à Madagascar 🚲 📦

Ity indray ho anareo PT 37 🥳😍Sandale Chaco noire ♥️Tena tsara Kely ity indrindra ho anareo pieds fins ❌Prix 20 000Ar❌Fri...
17/08/2026

Ity indray ho anareo PT 37 🥳😍
Sandale Chaco noire ♥️
Tena tsara Kely ity indrindra ho anareo pieds fins

❌Prix 20 000Ar❌
Friperie tsara foana hatrany ✅

Livraison partout à Madagascar 🚲 📦

Afapo tsara daholo kosa ianareo PT 38, 39 izay nitady SLIDE amin'ireto 🥳😍Na ny couleur tsy lazaina intsony 😍Sady presque...
16/08/2026

Afapo tsara daholo kosa ianareo PT 38, 39 izay nitady SLIDE amin'ireto 🥳😍
Na ny couleur tsy lazaina intsony 😍

Sady presque unisexe izy ireto

❌Prix 20 000Ar à 25 000Ar❌
Friperie tsara foana hatrany ✅

Livraison Antananarivo et en province 🚲 📦

Ity kosa aloha tena 🔥😍, Iza ianareo PT 36 n ahazo azy 🥳Kito Teva blanche 🤍 Tena confortable tsara foana ❌ Prix 30 000Ar❌...
15/08/2026

Ity kosa aloha tena 🔥😍, Iza ianareo PT 36 n ahazo azy 🥳
Kito Teva blanche 🤍
Tena confortable tsara foana

❌ Prix 30 000Ar❌
Friperie en très bon état ✅

Livraison Antananarivo et en province 🚲 📦

😍 ARRIVAGE 😍          🩴 Sandales friperie🩴Maro isafidianana tsara izy ato: misy crocs, tong, slide, claquette, ...Mahazo...
14/08/2026

😍 ARRIVAGE 😍
🩴 Sandales friperie🩴
Maro isafidianana tsara izy ato: misy crocs, tong, slide, claquette, ...
Mahazo daholo na ny ankizy na ny lehibe rehetra , manomboka Pt 22 - Pt 45

PRIX : 15 000Ar à 35 000Ar
Efa mipetaka amin'ny sary avokoa ny détails ✅

Koa andao ary iantsena ôô 😍
Livraison partout à Madagascar 🚲 📦

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344673394

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S&R Friperie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share