Aye-Aye Madagascar

Aye-Aye Madagascar AYE-AYE MADAGASCAR— Portez votre culture avec fierté. 🇲🇬
« Authentique - Nature - Qualité»

🥰🥰🥰🥰
31/08/2026

🥰🥰🥰🥰

🇲🇬 Aye Aye Madagascar — Mitafy ny maha-Malagasy!Androany, faly izahay misaotra ity fianakaviana iray ity izay nisafidy n...
28/08/2026

🇲🇬 Aye Aye Madagascar — Mitafy ny maha-Malagasy!

Androany, faly izahay misaotra ity fianakaviana iray ity izay nisafidy ny hitafy ny T-shirt Aye Aye Madagascar nandritra ny diany. ✈️🌍

Ho anay, tsy T-shirt fotsiny ny Aye Aye Madagascar. Marque Malagasy mitondra hafatra izy:
🌿 Nature
🇲🇬 Culture
❤️ Fierté Malagasy

Ny tanjonay dia ny hampahafantatra sy hampiely ny hatsaran’ny kolontsaina sy ny harena Malagasy, eto an-toerana sy manerana izao tontolo izao. 🌍

Aye Aye Madagascar — Mitafy ny maha-Malagasy. Mitondra ny Madagascar miaraka aminao. 🇲🇬✨



Aza adino koa ny manaraka tsy tapaka ny page Jam Jued tr fa maro ny vokatra tsara hoavy.
27/08/2026

Aza adino koa ny manaraka tsy tapaka ny page Jam Jued tr fa maro ny vokatra tsara hoavy.

🔥OFISIALY: IREO NO MPANDRESY TAMIN'NY LALAO ! 🔥🎉 Arahabaina indrindra ireo mpandresy hita ao amin'ny sary etsy ambany! I...
27/08/2026

🔥OFISIALY: IREO NO MPANDRESY TAMIN'NY LALAO ! 🔥

🎉 Arahabaina indrindra ireo mpandresy hita ao amin'ny sary etsy ambany! Izy ireo no isan'ireo voalohany nahavita namarina ny valiny fanontaniana ary nahafeno ny fepetra rehetra napetraka tamin'ny lalao.

👏 Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara sy nanohana hatrany ny pejy.

❌ Raha mbola tsy nahazo kosa ianao tamin'ity indray mitoraka ity, aza kivy! Mbola hisy hatrany ny lalao sy loka maro miandry. Angamba ianao indray no ho mpandresy amin'ny manaraka!

📲 Araho tsy tapaka ny pejy, alefaso ny fampandrenesana (notifications), ary mandraisa anjara isaky ny lalao mba hampitomboana ny fahafahanao handresy.

🙏 Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara ary mirary soa hatrany!

🎉 JEU-CONCOURS AYE-AYE MADAGASCAR 🇲🇬 🎉🤩 Ndao isika hiara-hilalao miaraka amin’ny Aye-Aye Madagascar !🏆 Ireo olona 5 voal...
19/08/2026

🎉 JEU-CONCOURS AYE-AYE MADAGASCAR 🇲🇬 🎉

🤩 Ndao isika hiara-hilalao miaraka amin’ny Aye-Aye Madagascar !

🏆 Ireo olona 5 voalohany izay mahita ny valiny marina ary mahafeno ny fepetra rehetra dia samy hahazo T-shirt Aye-Aye Madagascar 🎁👕🇲🇬

🔎 Ireto ny fanontaniana :

1️⃣ Iza ny anaran’ilay artiste hitanao amin’ity sary ity ?
2️⃣ Lazao ny titre-n’ireo hira 3 tianao indrindra avy aminy 🎶
3️⃣ Avy aiza izy ? 📍
4️⃣ Mentionnez ny namanao 10 ao amin’ny commentaires ary invitez vos amis à suivre ny page Aye-Aye Madagascar 👥
5️⃣ Ataovy J’AIME ❤️ ity publication ity
6️⃣ Partagez ity publication ity amin’ny groupes 10 farafahakeliny 📲

⏰ Tsarovy : ireo 5 voalohany ihany izay mahafeno ny fepetra rehetra no hahazo ny loka.

🇲🇬 AYE AYE MADAGASCAR PORTEZ VOTRE CULTURE AVEC FIERTÉ

✨ Bonne chance à tous !



17/08/2026

Misaotra an T King nisafidy nanao t-shirt Aye Aye Madagascar 🇲🇬

AYE AYE MADAGASCAR PORTEZ VOTRE CULTURE AVEC FIERTÉ 🇲🇬
13/08/2026

AYE AYE MADAGASCAR PORTEZ VOTRE CULTURE AVEC FIERTÉ 🇲🇬

🇲🇬 POINT CARRÉ × AYE-AYE MADAGASCAR 🇲🇬Un grand merci à Point Carré pour sa confiance et pour avoir choisi de mettre à l’...
13/08/2026

🇲🇬 POINT CARRÉ × AYE-AYE MADAGASCAR 🇲🇬

Un grand merci à Point Carré pour sa confiance et pour avoir choisi de mettre à l’honneur Aye-Aye Madagascar. ❤️🤍💚

Nous sommes fiers de partager les mêmes valeurs : l’amour de Madagascar, la valorisation de notre culture et la fierté de notre identité malgache. 🇲🇬

🇲🇬 POINT CARRÉ X Aye-Aye Madagascar 🇲🇬

On est heureux de vous présenter notre nouvelle partenaire Aye-Aye Madagascar ! ❤️🤍💚

👕 Des T-shirts inspirés de Madagascar, de sa culture et de son identité.

Parce qu’un T-shirt, c’est bien… un T-shirt qui représente Madagascar, c’est mieux ! ❤️🇲🇬

👉 Portez votre culture avec fierté !

📞 034 40 061 26
📧 [email protected]

Address

67ha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aye-Aye Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category