Robe gasigasy

Robe gasigasy Bienvenue chez💗 ROBE GASIGASY💗

"MITAFY GASIGASY , MITAFY HASINA"

🌿 **Ensemble Gasigasy 🤍**Kanto amin’ny fahatsorana, ary manana ny maha-izy azy.Loko milamina, endrika voadio ary antsipi...
12/08/2026

🌿 **Ensemble Gasigasy 🤍**

Kanto amin’ny fahatsorana, ary manana ny maha-izy azy.

Loko milamina, endrika voadio ary antsipiriany kely mampiavaka azy — ensemble mety tsara ho an’ny fotoana tianao hisehoana **tsotra nefa tsara tarehy**.

👖 Misy **pataloha**
🩳 Misy **short**
🇲🇬 Vita eto Madagasikara

**Tsotra ny endriny, fa misongadina ny hakantony.** 🤍

📩 Misokatra hoan tsika rehetra hatrany ny MP ary oh❤️

TRATRY NY ASARAMANITRA EH🇲🇬❤️
26/06/2026

TRATRY NY ASARAMANITRA EH🇲🇬❤️

Elaela tsy nihaona teto indray isika fa variana nikarakara ny commande-nareo tao izahay❤️koa ireto robe mamy kely ireto ...
06/05/2026

Elaela tsy nihaona teto indray isika fa variana nikarakara ny commande-nareo tao izahay❤️

koa ireto robe mamy kely ireto indray no hirarianay soa be sy tontolo andro mahafinaritra ho antsika oh🥰❤️

aiza indray no safidinareo? ilay ❤️Cloche❤️ sa ilay ❤️Droite❤️ ihany

Efa manomboka mandray ny commande manaraka indray izahay izao ka andao Mp ary fa mandray am-pitiavana hatrany izahay❤️??



Mbola misy foana ity motif antsika ity anh❤️🥰
08/04/2026

Mbola misy foana ity motif antsika ity anh❤️🥰

Raha ianareo no misafidy dia iza indray ny couleur tsara❤️
20/03/2026

Raha ianareo no misafidy dia iza indray ny couleur tsara❤️

Ity sary mahafatifaty ity indray no hirariana taona vaovao omban'ny fitahian'Andriamanitra antsika rehetra❤️🥰Ary hiraria...
07/01/2026

Ity sary mahafatifaty ity indray no hirariana taona vaovao omban'ny fitahian'Andriamanitra antsika rehetra❤️🥰

Ary hirariana soa ho azy roa kely naha o***a tokatrano❤️🥰 mirary soa hatrany dia misaotra tsy miala amin'ny Robe gasigasy oh❤️🥰


Address

Antananarivo

Telephone

+261342310916

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Robe gasigasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Robe gasigasy:

Shortcuts

Share