T chaka

T chaka T chaka dia avy amin'ny teny hoe Tee shirt sy saka. Vita Malagasy ary vokatra Malagasy

Chalama daholo ô!Vente flash Mety be amintsika tia misakafo!30 000ArIzay tonga voalohany mahazo azy!Taille LVonjivonjeo ...
16/09/2022

Chalama daholo ô!
Vente flash
Mety be amintsika tia misakafo!
30 000Ar
Izay tonga voalohany mahazo azy!
Taille L
Vonjivonjeo ary ô!

Chatlama daholo ô 😁!Aiza daholo ilay olona tia   ireny nefa tsy mety mihangeza ô!Mety aminareo mihitsy ity.Tsy nareo ire...
23/08/2022

Chatlama daholo ô 😁!
Aiza daholo ilay olona tia ireny nefa tsy mety mihangeza ô!
Mety aminareo mihitsy ity.
Tsy nareo irery fa na ny nahazoazo aina koa aza mety an 😽
ihany no manana azy ô, vonjivonjeo

22/08/2022

Chat'lama daholo. Sao tsy mbola nahazo ny vokatra vaovao ô !!!
Mery tsara atao fanomezana ho an'ireo vao afaka baka 😻
Mandra-piandry ny tolotra dia azonao vidiana avy hatrany ny vokatra 35 000Ar S->XXL
Sady manao arozazy!
Omentsika tolotra manokana ny afaka baka e 🙀
Araho tsy tapaka ny pejy fa izay no tolotra ho antsika rehetra afaka baka 😽

19/08/2022

Ichat'kafo oooooooo!
35 000Ar hatrany ny amin'ny loko maro azo isafidianana!
S, M, L, XL, XXL
100% Coton
Afaka miditra hafatra miafina avy hatrany izay ichat'kafo oooo 😻😻😻
Matsiro kokoa hono ny tsakitsaky rehefa mitafy azy 🙀😸😸, vazivazy izany a 😺

Chat'lama daholo ô!Ito indray ny vokatra vaovao be, natao ho antsika tia misakafo be ireny 😻  is bae 😻😻😻.Mety koa atao f...
19/08/2022

Chat'lama daholo ô!
Ito indray ny vokatra vaovao be, natao ho antsika tia misakafo be ireny 😻
is bae 😻😻😻.
Mety koa atao fanomezana ho an'ilay akaiky anao iny, ilay tia misakafo be.
Vonjivonjeo ary ô, sao tsy hahatratra an!
Misy lokony isan-karazany ny vokatra , azo atao personnalisé koa, afaka miditra hafatra miafina avy hat'chat'ny 😸 arakaraky ny stock.
35 000Ar hatrany ny vokatra, misy habeny S, M, L, XL, XXL
100% coton
Dia isika malagasy ihany no nanao ny sary 😽.

18/08/2022

Conditions générales de vente
Version au 1 Août 2022

Afin de vous assurer une entière satisfaction, les conditions générales de vente décrites ci-après détaillent les droits et obligations de T Chaka et de ses client.e.s dans le cadre de la vente des marchandises disponibles sur notre page Facebook. Nous vous invitons à la lire attentivement avant de confirmer votre commande.

Pour les client.e.s habitant à Antananarivo :
1- Pour passer une commande: envoyez-nous par message privé sur notre page Facebook, l’article de votre choix: photo ou nom de l’article + couleur ou référence + taille + Votre prénom suivi de votre contact et le lieu de livraison.

2- Si votre commande est à récupérer: Notre point relais se trouve à Ankadifotsy. Repère: Lil' Optique du lundi au vendredi de 9h à 16h30.
Nous sommes fermés les week-ends et les jours fériés.

3- Si votre commande est à livrer: Veuillez préciser votre quartier afin que nous puissions faire le planning de livraison. Nous vous contacterons par appel pour confirmer le lieu, le jour et l’heure de la livraison.

4- Conditions de commande de personnalisation :
• Si le client transmet un motif personnel ou prend de l’influence sur le produit (personnalisation textuelle), il assure à T Chaka que le texte et le motif sont exempts de droits de tiers. Dans ce cas, d’éventuels violations des droits d’auteur, de la personnalité ou du droit au nom incombent totalement au client. Le client assure également qu’il n’enfreint aucun autre droit de tiers en individualisant le produit.
• Le client exemptera T Chaka de toute exigence et de tout droit invoqués pour cause d’infraction de tels droits de tiers. Le client rembourse à T Chaka tous les frais de défense et autres dommages engendrés.
• durée de traitement de personnalisation : 3 jours mais peut varier selon la personnalisation.
• Envoi de l'esquisse au client pour validation avant la production finale
• Livraison deux jours après validation par le client
Mode de paiement : acompte de 50% dès la réception de la commande + frais de retrait (Mvola) et le reste payable à la livraison.
MVola : 034 03 685 89

5- Délai de livraison : la livraison se fait entre 24h à 72h (selon le créneau convenu entre le client et le livreur)

6- Heure de livraison : Nos livreurs livrent à partir de 9h30 jusqu’à 16h de lundi au vendredi . PAS DE LIVRAISON A HEURE FIXE, sauf si c’est confirmé avec la commerciale responsable du planning de livraison (par appel)

7- Frais de livraison: Entre 3000Ar et 7000Ar

8- Retour d’article: AUCUN article ne peut être retourné ou échangé après le départ du livreur, sauf erreur de notre part.

9- Paiement : le paiement peut se faire en espèces à la livraison, ou par mobile money avant la livraison. ON NE PREND PAS DE PAIEMENT PAR CARTE BANCAIRE OU CHÈQUE ENCORE MOINS UN VIREMENT BANCAIRE.

Pour les client.e.s hors d'Antananarivo:

10- Pour passer une commande: envoyez-nous par message privé sur notre page Facebook, l’article de votre choix: photo ou nom de l’article + couleur ou référence + taille + Votre prénom et contact + province d’envoi du colis
On peut envoyer votre commande par Colis express ou Service rapide ou un autre prestataire de votre choix. Les frais d'Antananarivo vers votre ville ainsi que les frais de livraison vers le prestataire d’envoi de colis sont à votre charge.

11- Paiement:
Par Mvola + frais de retrait.
Le paiement se fait 2 jours avant l'envoi du colis au plus t**d.
Justification de paiement : veuillez nous envoyer la capture d’écran ou référence d’envoi de votre paiement dès que ce sera fait pour que votre achat soit validé.
Preuve d’envoi: on vous enverra la photo de la facture du prestataire le jour de l’envoi. Pour les envois par taxi brousse, les coordonnées vous seront commmuniquées en fin de journée.

12- Conditions de commande de personnalisation :
• Si le client transmet un motif personnel ou prend de l’influence sur le produit (personnalisation textuelle), il assure à T Chaka que le texte et le motif sont exempts de droits de tiers. Dans ce cas, d’éventuels violations des droits d’auteur, de la personnalité ou du droit au nom incombent totalement au client. Le client assure également qu’il n’enfreint aucun autre droit de tiers en individualisant le produit.
• Le client exemptera T Chaka de toute exigence et de tout droit invoqués pour cause d’infraction de tels droits de tiers. Le client rembourse à T Chaka tous les frais de défense et autres dommages engendrés.
• durée de traitement de personnalisation : 3 jours (à titre indicatif) mais peut varier selon la personnalisation.
• Envoi de l'esquisse au client pour validation avant la production finale
• Envoi pour livraison deux jours après validation par le client
Mode de paiement : paiement de la totalité de la commande au moment de la commande + frais de retrait ( Mvola)

16/08/2022

Sao tsy mbola nahazo oooo!

Mety amin'ny olona manana olon-tiana na mody manana olon-tiana koa 😹.
Mety amin'ny rehetra e 😺!
Misy S, M, L , XL, XXL
33 000Ar hat'chat'ny 😻
Misy lokony hafa koa an! Arakaraky ny stock
Manasa anao hiditra MP rehefa hividy ô!

An-kafaliana hat"chat"ny no hiarahabana antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy. Ampahatsiahivina isika fa misy lokony maro...
16/08/2022

An-kafaliana hat"chat"ny no hiarahabana antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy. Ampahatsiahivina isika fa misy lokony maro azo isafidianana ny amin'ny modely
Misy ny an-dehibe S, M, L, XL, XXL amin'ny vidiny mirary 35 000Ar hatrany.
Ny an'ny ankizy kosa dia 33 000Ar.
Misy ny tolotra amin'izao fotoana izao ho an'ny ho an'ny ankizy latsaky ny 12 taona fa vonjivonjeo. Raha maka 2 na mihoatra dia lasa 25 000Ar ny iray ho an'ny ankizy.
Tena mety amintsika manana olon-tiana izy ity 😻!
Manasa anao hiditra hafatra miafina avy hatrany topoko, rehefa hividy na manana fanontaniana fa vonona hamaly anao hatrany izahay.
Mirary soa indrindra tompoko!
Antsoy ao amin'ny commentaire ao hoe ilay olona mila an'ity ;)
Ny loko dia arakaraky ny stock misy tompoko

Chalama ô!Raha tsy mbola nahazo trousse ny mpianatra dia andraso kely aloha fa hisy hivoaka eto! .Araho ny pejy dia ampi...
11/08/2022

Chalama ô!
Raha tsy mbola nahazo trousse ny mpianatra dia andraso kely aloha fa hisy hivoaka eto!
.
Araho ny pejy dia ampitapitao any ny hafatra ô 😺
Misy ny sary efa nahafantarana hatrizay, moa misy natao manokana ho an'ny trousse 😻
Afaka manomboka mifampi tag ao anaty commentaire ao ô!

An-kafaliana hat"chat"ny no hiarahabana antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy. Ampahatsiahivina isika fa misy lokony maro...
09/08/2022

An-kafaliana hat"chat"ny no hiarahabana antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy. Ampahatsiahivina isika fa misy lokony maro azo isafidianana ny amin'ny modely
Misy ny an-dehibe S, M, L, XL, XXL amin'ny vidiny mirary 35 000Ar hatrany.
Ny an'ny ankizy kosa dia 33 000Ar.
Misy ny tolotra amin'izao fotoana izao ho an'ny ho an'ny ankizy latsaky ny 12 taona fa vonjivonjeo. Raha maka 2 na mihoatra dia lasa 25 000Ar ny iray ho an'ny ankizy.
Misy ho an'ankizy ihany koa ny modely amin'ny loko maro isafidianana.
Manasa anao hiditra hafatra miafina avy hatrany topoko, rehefa hividy na manana fanontaniana fa vonona hamaly anao hatrany izahay.
Mirary soa indrindra tompoko!
Antsoy ao amin'ny commentaire ao hoe ilay olona mila an'ity ;)
Ny loko dia arakaraky ny stock misy tompoko

Hey!Mampahatsiahy fotsiny, -10% ny vokatra rehetra androany 🙀
08/08/2022

Hey!
Mampahatsiahy fotsiny, -10% ny vokatra rehetra androany 🙀

08/08/2022

Chalama daholo ô!
Anio dia andro iraisam-pirenena ho an'ny saka.
Ho entintsika hanamarika izany dia mihena 10% avokoa ny vokatra eto
Androany ihany io a! Hararaoty!

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T chaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T chaka:

Share