Toha Shop

Toha Shop “Tongasoa eto Toha Shop! 🛍️ Akanjo, fitaovana dakozia, ary entana ho an'ny ankizy – vidiny mirary, kalitao tsara ❤️”

28/08/2026

Tena Tsara zareo ito a🥰

Nouveautés disponibleS indray ary oh:👜 Poketra sy kapa🩴✨✨ Ensemble poketra 2pièces : grand sac+pochette en cuir 👌🥰💵💵Amin...
28/08/2026

Nouveautés disponibleS indray ary oh:
👜 Poketra sy kapa🩴

✨✨ Ensemble poketra 2pièces : grand sac+pochette en cuir 👌🥰
💵💵Amin'ny vidiny 40 000Ar

✨✨ Kapa tendance maivamaivana amin'ilay Kalitao mafy tsara: 36 à 39 pointure dispo
💵 💵Amin'ny vidiny 20 000Ar monja
🌹🌹Afaka entina mianatra sy miasa tsara ireto articles antsika ireto 🥰

Vitsivitsy ihany fa Alefaso amin'ny Mp ar izay mahaliana e, 🥰
🚚 Livraison partout à Madagascar

Miverina dispo indray ity J**11 ity🥰👌✨Afaka entina mianatra Tsara amin'ilay Kalitao tsy tantaraina intsony 😍😍🥰✨Pointure ...
27/08/2026

Miverina dispo indray ity J**11 ity🥰👌✨
Afaka entina mianatra Tsara amin'ilay Kalitao tsy tantaraina intsony 😍😍🥰

✨Pointure disponible 25 à 35
❌❌ Amin'ny vidiny 35 000Ar fotsiny anie
❌❌ Alefaso JP ary fa saody tsy hatratra indray
🚚 Livraison Tana, province 😉

Miverina dispo indray ireto oh🥰🥰Afaka ho entina mianatra Tsara amin'izao fidiran'ny mpianatra izao🥰Kalitao amin'ny tena ...
27/08/2026

Miverina dispo indray ireto oh🥰🥰
Afaka ho entina mianatra Tsara amin'izao fidiran'ny mpianatra izao🥰
Kalitao amin'ny tena tsara 🥰✨👌

❌❌ Amin'ny vidiny 35 000Ar monja
👟 Pointure disponible 25 à 35

Alefaso amin'ny mp ary commande e🥰
🚚 Livraison partout àMada 😉

Kely fotsiny dia Efa manova be ny endrikin'ny trano🥰👌✨✨✨ Montre murale sy drap indray ireto😘🥰importé avokoa ireto an✈️✈️...
27/08/2026

Kely fotsiny dia Efa manova be ny endrikin'ny trano🥰👌✨
✨✨ Montre murale sy drap indray ireto😘🥰importé avokoa ireto an✈️✈️

⏲️ montre murale (en bois) :30/30 cm
❌50 000Ar

🛏️drap coton matevina Tsara :2.3m *2.3 m +fonin'ondana 2 (importé)
❌25 000Ar

Raha misy mahaliana ary dia alefso ny mp oh😘✨🥰
🚚 Livraison Tana, province

26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tombozafy Mamitiana Fleurette, Handie Bell, Yohan Le, Mürï Andrïa, Vola Henitsoa, Fanojo Nandrandraina Manirisoa, Dina Randriamanandaza, Õlïvïã Mïnjõõ, Layannah Sylvine, Marosoa Thaina, Kanto Meva Soa, Ãina Ãndriamilanto, Heritina Fah, Aina Tsiky, Fiona Aina, Deliah Manjirel, Feno Hasina Ranaivoarisoa, Miangolan'i Fitia Merchia

Tolotra mahafinaritra be ato aminay indray ity sac à main ity 🥰🥰Amin'ny vidiny 10 000Ar fotsiny 🥰😍😍Vitsy tena vitsy an😁😁...
25/08/2026

Tolotra mahafinaritra be ato aminay indray ity sac à main ity 🥰🥰
Amin'ny vidiny 10 000Ar fotsiny 🥰😍😍
Vitsy tena vitsy an😁😁
❌❌ Vaovao io anh

Midira mp ary oh
🚚 Livraison partout àMada
Efa sary réel io anh😁😁😁🥰

Mandamina tsara ny sotro sy fitaovan dakozia indray ireto porte cuillère  tsara tarehy ireto 🥰✨✨Mora diovina sy mora amp...
25/08/2026

Mandamina tsara ny sotro sy fitaovan dakozia indray ireto porte cuillère tsara tarehy ireto 🥰
✨✨Mora diovina sy mora ampiasaina
✨ Tsotra sady manome endrika tsara ny cuisine 🥰🥰

Blanc sy noire ihany couleur dispo an😁
Alefaso ny mp raha misy mahaliana ary e

❌❌ Vidiny 15 000Ar fotsiny oh
🚚 Livraison partout àMada

20/08/2026

🥰🥰🥰

20/08/2026

Address

Ankazomanga
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toha Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share