Mias'aminao 2

Mias'aminao 2 Salama e,ny pejy Mias'aminao teo aloha ihany ity,mbola ho hitanao ato avokoa ny entana rehetra tao aminy pejy 'aminao, 0348688177

RIVET ou CLOU à BÉTON/MÉTAL (vy)200pcs prix:27mm=35.000ar 200pcs       32mm=40.000ar 200pcs       47mm=45.000ar 200pcs 2...
20/08/2026

RIVET ou CLOU à BÉTON/MÉTAL (vy)200pcs prix:27mm=35.000ar 200pcs
32mm=40.000ar 200pcs
47mm=45.000ar 200pcs
200pcs be izao,,famatsihana béton sy vy tsy mila courant na perceuse intsony fa tanana ihany dia mahavita mamatsika azy,
NB:65.000ar oui 65.000ar izy raha miaraka aminy PI****ET à Clou avec rivet 27mm 200pcs/27mm
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/mandefa faritra koa

BONNET et PAPIER de PONCEUSE(13pcs)pour Disque:125mm prix:25.000ar oui 25.000ar monja nefa 13pcs be izao ireo,3bonnet(il...
14/08/2026

BONNET et PAPIER de PONCEUSE(13pcs)pour Disque:125mm prix:25.000ar oui 25.000ar monja nefa 13pcs be izao ireo,3bonnet(ilay vorodamba mampangirana)+10pcs Papier vert abrashif(grain de 120)miasa sy ilainao be indrindra hoany fanaovana finition lustrage,finition ponceuse,fampangiranana)
NB:disque 125mm
aza tara fa vitsy ihany
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/mandefa faritra koa

PROMOTION,ÉCHELLE ESCABEAUTABLE qualité tena TOP,métalliques (Vy)Prix:110.000ar 2marche (hauteur 60cm)3marche 120.000ar(...
29/07/2026

PROMOTION,ÉCHELLE ESCABEAUTABLE qualité tena TOP,métalliques (Vy)
Prix:110.000ar 2marche (hauteur 60cm)
3marche 120.000ar(hauteur 90cm)
130.000ar(4marche hauteur 145cm)
150.000ar(5marche hauteur 160cm)
190.000ar(6marche hauteur 180cm)miasa sy ilainao be foana anie oa,na antrano,tsena,sns,,,,
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa

TABLE TV en MÉLAMINE démontable sous carton qualité tena TOP prix:120.000ar oui 120.000ar monja qualité tena TOP assuré ...
11/06/2026

TABLE TV en MÉLAMINE démontable sous carton qualité tena TOP prix:120.000ar oui 120.000ar monja qualité tena TOP assuré dimension:L80cmxl40cmx62cm,jereo anie tena tsara sy mihaja be,na subwoofer na TV antonona eo daholo,mahasolo bahut kely mihintsy anie,couleur:Blanc,Marron,Noir
photo réel qualité tena tsara,
Mp ou 0348688177
manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa

30/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Joce Raja, Tahiriniaina Ciméon Adrien Randriamadison, Misa Andriamboavonjy, Rene Razafimbelo, Princytex Rab, Nomenjanahary Rinaniaina, Jijih Delven, Nate Fiara Tsara, Patrick Amboara, Norbert Malia, Laza Landry, Celestin Nary, Maman Ursilla

MIROIR CONVEXES qualité Premium Prix:45x45cm 120.000arPrix:60x60cm 170.000arPrix:80x80cm  200.000arMiasa sy ilainao be r...
28/05/2026

MIROIR CONVEXES qualité Premium
Prix:45x45cm 120.000ar
Prix:60x60cm 170.000ar
Prix:80x80cm 200.000ar
Miasa sy ilainao be rehefa sampanandalana,afahanao mijery anaty angle mort,sécurite hatrany manana azy,afahanao mijery sy manao tazan-davitra, mahasahana efitra lehibe na toerana malalaka ohatra, arabe, vavahady, entrepôt, parking,tranombarotra,sns,,,
Manao livraison zahay/mandefa faritra koa
Mp ou 0348688177

30.000ar oui 30.000ar monja 8pcs be izao TOURNEVIS à FRAPPÉ ou CLÉ à CHOC MANUEL hidemarena désserageMiasa sy ilainao be...
28/05/2026

30.000ar oui 30.000ar monja 8pcs be izao TOURNEVIS à FRAPPÉ ou CLÉ à CHOC MANUEL hidemarena désserage
Miasa sy ilainao be indrindra rehefa hanao déblocages(vis,boulon sns,,,)zay visy na boulon saro-bahana rehetra vitany avokoa na moto na fiara mety daholo hatraminy rindrina sy ny béton
Mp ou 0348688177
Manao livraison zahay /Mandefa faritra koa

CANNE à PÊCHE TÉLESCOPIQUE COMPLET tonga dia manjono avy hatrany prix:40.000ar monja sady efa miaraka aminy lay famahana...
20/05/2026

CANNE à PÊCHE TÉLESCOPIQUE COMPLET tonga dia manjono avy hatrany prix:40.000ar monja sady efa miaraka aminy lay famahana(ilay produit manintona trondro)Canne:2m10/line de péche/moulinet(1)/hameçon (2pcs)/bouchou(2pcs)/produit 100ml,mety be hoany rehetra mihitsy, mahazaka trondro h@ 7kg,tsy mitady tsony oa fa afaka miala voly foana Manana azy
Mp ou 0348688177
Manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa

DÉCAPEUR THÉRMIQUE 2000watt/220Vprix détails : 65.000ar(1pcs)prix carton : 55.000ar(20pcs anaty carton)Itony lay Anaovan...
17/05/2026

DÉCAPEUR THÉRMIQUE 2000watt/220V
prix détails : 65.000ar(1pcs)
prix carton : 55.000ar(20pcs anaty carton)
Itony lay Anaovana soudure bâche,décapages peinture,mastic,efa miaraka aminy lohany iray
aza tara fa vitsy ihany
mp ou0348688177
manao livraison Zahay/Mandefa faritra koa

16/05/2026

❌URGENT⛔nohony fangatahany client maro any faritra sy eto antoerana dia satria maro be ianareo nangataka izao dia aho asintsika prix revendeur aminzay eto aminy pejy,PRIX CARTON sy PRIX DÉTAIL vakio tsara ary,PRIX CARTON sy PRIX DÉTAIL daholo zany no avoakantsika eto manomboka izao,tsy misy prix milatsaka intsony mba hitovizany prix rehetra fa zay maka carton daholo ihany no mahazo prix,na maka 2,3,4 dia Mitovy daholo prix en détaillée,
mankasitraka aminy fiara-miasa
0348688177 téléphone tokana ihany

Address

En Ligne
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mias'aminao 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share