21/06/2024
Salama daholo e...😊
Ela ELA izay tsy nitondra zavatra tety amine pejy.
Ka indro Ary ny tolotra asaramanitra ho anareo rehetra mpanaraka ny pejy.
Izay día manao ensemble tee shirt personalisé ho an'ny ankizy sy ny lehibe.
3 andro monja AO aorinany commande Dia ho livrenay Any aminao izany.
Afaka manotany AO aminy MP avy hatrany raha misy Mety fa vonona izahay hanome fahafampo anao.