21/03/2026
๐๐ฎ ๐ก๐ค๐ซ๐ ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐โ๏ธ
๐ต๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โฆโฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐
Tsy ny zavatra hapetrakao ho azy any aoriana no tena hamolavola ny maha izy azy, fa ny zavatra hambolenao "ao aminy" androanyโค๏ธ
Rehefa milalao miaraka aminy ianao, rehefa mihaino ny tantarany ianao, ary rehefa mampianatra azy hanana faharetana(tahaka ny fananganana irent "blocs"ireny๐งฑ) dia manorina fototra mafy ho an'ny hoaviny ianao๐ฅฐ
๐๐๐๐ฒ ๐๐ง๐ค๐ข๐ณ๐ฒ ๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ, ๐๐ข๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐๐๐ก๐ข๐๐ ๐ฆ๐๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐จ๐๐
Ny soso-kevitry ny Boudchou.mg ho anao Ray aman-dreny:
โ
๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ณ๐ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐ฒ ๐ง๐ 15 ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ณ๐:Atsaharo ny finday ka mifantoha tanteraka amin'ny kilalao iarahana aminy๐ฏโโ๏ธ
โ
๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌร ๐ฅ๐๐ฅ๐๐จ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ ๐ฌ๐๐ข๐ง๐:ny lalao tsotra toy ny fananganana hazo na fanamboarana sary dia mampiofana ny atidohany hamaha olana
โ
๐๐๐ณ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ ๐ก๐๐ข๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ:ny fampaherezana no heriny lzhibe indrindra
๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐๐ก๐๐ฎ ๐ก๐๐ก๐๐ค ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ค ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ๐๐ค?๐