Kofitam plus

Kofitam plus VOYAGER DANS LE CONFORT !

💎❤️
16/04/2026

💎❤️

✨ KOFITAM PLUS – ANTSIRABEmanome fiara-miasa amin'ny vahoaka                  Salama tompoko 👋Mitady fitaterana azo anto...
13/04/2026

✨ KOFITAM PLUS – ANTSIRABE
manome fiara-miasa amin'ny vahoaka

Salama tompoko 👋
Mitady fitaterana azo antoka sy mahazo aina mampitohy an’Antananarivo sy Antsirabe ve ianao?
👉 KOFITAM PLUS vonona andray anao tanteraka!

🔸 Zotra iasanay
📍 Antananarivo ↔ Antsirabe
📍 Antsirabe ↔ Antananarivo

⏰ Ora fiaingana isan’andro

➡️ Antananarivo → Antsirabe
06h | 08h | 10h / 11h | 13h | 15h

➡️ Antsirabe → Antananarivo
06h | 07h | 10h | 12h | 14h | 16h

💰 Frais : 20.000 Ar

📞 Réservation

📍 Antananarivo → Antsirabe
📱 034 81 953 52
📱 033 77 114 58
📱 037 71 216 26

📍 Antsirabe → Antananarivo
📱 038 19 389 61
📱 033 77 115 07
📱 033 93 601 12
📱 037 71 398 06

📍 Toerana misy ny birao

🏢 Antananarivo : 67Ha, ampitan’ny FDC
🏢 Antsirabe : Vatofotsy, ampitan’ny Gymnase

📦🔥 IZAHAY KOA DIA MANDRAY ENTANA (colis) 🔥📦
TANA - ANTSIRABE sy ANTSIRABE-TANA
✔️ Mandray sy mandefa entana isan’andro
✔️ Tonga haingana miaraka amin’ny fiara (tsy miandry ela)
✔️ Fiarovana tsara ny entana
✔️ Mora sy azo antoka ho an’ny mpanjifa rehetra

💼 Na entana madinika na lehibe, azo atokisana tanteraka izahay!

📲 Aza misalasala miantso na mandefa hafatra raha mila fanazavana na famandrihana

👉 KOFITAM PLUS –VOYAGER DANS LE CONFORT⚡

📦🚐 SERVICE COLIS – KOFITAM PLUS 🚐📦  Manana entana halefa ve ianao?  KOFITAM PLUS dia manolotra service colis📍 Départ : T...
14/03/2026

📦🚐 SERVICE COLIS – KOFITAM PLUS 🚐📦

Manana entana halefa ve ianao?
KOFITAM PLUS dia manolotra service colis

📍 Départ : TANA – 67HA
➡️ Behenjy
➡️ Ambatolampy
➡️ Ambohimandroso
➡️ Ampitatafika
➡️ Antanifotsy
➡️ Ambohibary
➡️ Antsirabe

🔁 Misy koa ny retour colis :
📍 Antsirabe ➜ Tana
📍 Antanifotsy ➜ Tana

✅ Fandefasana entana isan’andro
✅ Fikarakarana entana am-pitandremana
✅ Serivisy haingana sy azo itokisana

📞 Contact :
Numero : 034 62 649 94

💬 KOFITAM PLUS
Voyager dans le confort

🚌✨ KOFITAM Plus  Service Premium  Voyager dans le confort 💙💛
22/02/2026

🚌✨ KOFITAM Plus

Service Premium
Voyager dans le confort 💙💛

🚍  KOFITAM PLUS trans Z&ANy KOFITAM PLUS dia koperativa mpitatitra manolotra zotra mampifandray an’i Ambohibary – Antana...
26/01/2026

🚍 KOFITAM PLUS trans Z&A

Ny KOFITAM PLUS dia koperativa mpitatitra manolotra zotra mampifandray an’i Ambohibary – Antananarivo sy Antananarivo – Ambohibary ihany koa. Miasa isan’andro izahay ho fanamorana ny fivezivezen’ny mpandeha sy entana , ary ireto avy ny ora fiaingana amin’izany :

🔁 Zotra Ambohibary – Antananarivo
🕓 04 ora maraina
🕘 09 ora maraina
🕚 11 ora maraina
🕐 01 ora tolak’andro

🔁 Zotra Antananarivo – Ambohibary
🕕 06 ora maraina
🕗 08 ora maraina
🕙 10 ora maraina
🕐 01 ora tolak’andro

📞 Reservation Tana → Ambohibary

033 38 830 01

034 44 868 01

📞 Reservation Ambohibary → Tana

033 02 269 70

034 86 748 00

038 91 605 17

🏢 Bureau KOFITAM PLUS Tana :
67 Ha Sud, manoloana (na ampitan’ny) FDC

🏢 Bureau KOFITAM PLUS Ambohibary :
Atsimon-tsena, lalana Faratsiho

Vonona andray anao hatrany hatrany izahay,mankasitra tompoko

KOFITAM PLUS

✨ Voyager dans le confort

23/01/2026
🚍 KOFITAM PLUS  Z&A – Coopérative de Transport 🚍Faly izahay mampahafantatra aminareo fa efa miasa amin’ny fomba ofisialy...
23/01/2026

🚍 KOFITAM PLUS Z&A – Coopérative de Transport 🚍

Faly izahay mampahafantatra aminareo fa efa miasa amin’ny fomba ofisialy ny
Coopérative de Transport KOFITAM PLUS,
natokana hanatsarana ny fivezivezena sy ny fitaterana olona ary entana eto an-toerana sy mankany amin’ny faritra hafa.

🎯 Tanjonay :

Hanome fitaterana azo antoka sy ara-potoana

Hanatsara ny kalitaon’ny tolotra ho an’ny mpandeha

Hampiroborobo ny firaisankina eo amin’ny mpitatitra

Hampandroso ny sehatry ny transport eto Madagasikara

🚌 Zotra iasanay :7J/7

Tana ➝ Antanifotsy

Tana ➝ Ambohibary

Antanifotsy ➝ Tana

Ambohibary ➝ Tana

Antsirabe (loading...)

🤝 Misokatra ho an’izay te hiditra
Raha mpitatitra ianao na olona liana amin’ny fiaraha-mientana ara-toekarena, dia raisinay am-pifaliana ho isan’ny KOFITAM PLUS ianao.[033.05.045.13]

📍 Toerana (Bureau Tana) :
67ha Sud, ampitan’ny FDC

📞 Numéro Bureau Tana :
034 62 649 94

➡️ KOFITAM PLUS
“Voyager dans le confort”

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kofitam plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kofitam plus:

Share