20/12/2023
🤩🤩Aty indray ny fotoanantsika manaraka an !🤩🤩
Aza adino 2️⃣9️⃣ sy 3️⃣0️⃣ Décembre ho avy izao
Eny @ Pk 0 Cheminos Antanimena
👉🏼STAND 10👈🏼 no misy ny Miss HATS 👒
Tongava maro aza fa manao liquidation be izahay ao 😉
🎉🌟Terminons l'année en beauté 🌟🎉
Andao hiantsena ho amin'ny faran'ny taona miaraka aminay,
🔰Ao amin'ny PK00 MADARAIL Antanimena, ny 29 sy 30 Décembre izao. Manomboka amin'ny 8 ora ka hatramin'ny 6 ora ariva tsy ankihato.
🔰 Ahitantsika karazan'entana maro be amin'ny vidiny tena mirary, satria + de 40 stands ho tsidiana be izao ny ao.
🔰Misy ny cadeaux hoan'ireo mpanjifa 3 tonga voalohany ny Zoma 29 ary misy ny tombolas ho sarihana ny 30 Décembre hoan'ireo tsara vintana.
🔰Tsy misy vidim-pidirana hatrany ka tongava maro, maro be koa ny animation ho hita ao ❤️
Koa andao faranana amim-pifaliana ity taona 2023 ity e 🥰
➡️Mbola misy ny stand disponible hoan'ireo maniry ny handray anjara amin'izany sady manao promotion izahay izao ka araraoty fa saody tara❤️
Fanazavana fanampiny:
+261 38 38 476 34
+261 32 18 093 13