23/08/2026
Fiadanana oh🙏teny kely hi antsika anio dia hoe:Izay asain’Andriamanitra ataonao, ATAOVY🙏🔥🌸🌸🌸
Aza variana mitsara, manenjika na mampiadiana olona
Tsy ny hevitry ny olona no arahina, fa ny antson’Andriamanitra
Jereo Jesosy, tanteraho ny iraka, dia mandrosoa. ❤️
📖 Romana 14:12