Mahefa.J GSM

Mahefa.J GSM Toutes sortes de "réparations téléphones" , rendez-vous au: 034.12.227.70

31/05/2026

BONNE FÊTE IANAREO MAMAN🎀
Mbola Tsy tara an🥰

Efa miverina amin’ny laoniny daholo na ny fandraisana commande na ny famaliana ny mp-anareo clients rehetra🙏🏻💎Misaotra f...
27/05/2026

Efa miverina amin’ny laoniny daholo na ny fandraisana commande na ny famaliana ny mp-anareo clients rehetra🙏🏻💎

Misaotra foana boss a🥰, dia alefaso daholo commande fa efa vonona daholo ny équipe solide 💯🇲🇬


22/05/2026

Merci daholo boss nanjifa ny ny kalitao Tena milay nandritran’ny Herinandro✅
Repos kely indray dia amin’ny herinandro mitohy ny asa🥰🥹

08/05/2026

Mitohy foana ny fandraisana commande ao amin’ny Mp ho anareo mitady écran Tena ilay tsara na Aiza na Aiza eto Madagasikara🇲🇬 no misy anao



30/04/2026

Misy arrivages foana isika à chaque semaine⚠️
Ndao hiara-hiasa fa tonga dia hiroborobo be ny asanao io🥰
Zay boss a! Mp na 0341222770

Misy mitady écran amin’ilay Tena tsara ve eto ANTSIRABE ?😶‍🌫️Midira Mp📩 na antsoy izahay 0341222770📲
15/04/2026

Misy mitady écran amin’ilay Tena tsara ve eto ANTSIRABE ?😶‍🌫️
Midira Mp📩 na antsoy izahay 0341222770📲



09/04/2026

Ilay tena tsara hoa😱
Izay fa tongava na antsoy haingana ny 0341222770

03/04/2026

Tongava nareo ilay mbola hivarotra ireny aty raha mitady zavatra tsara🔋🇲🇬
0341222770 ihany antsoina😘

29/03/2026

Toutes références misy foana✅
Plus de 500références⚠️
Qualité unique 💎💎

23/03/2026

Mitady mpiara-miasa?⚠️… Tongasoa ato amin’ny Adresse tsara indrindra ianao🤝

Izahay dia mivarotra écran téléphone maro be izay ilainao⚜️ Qualité PREMIUM💎 daholo ireo amin’ilay Tena tsara an🥹
Toutes marques : ( Itel Tecno Infinix Huawei Redmi mi xiaomi iPhone Samsung vivo oppo realme Motorola Nokia TCL one+ Zte Alcatel …) Sy ireo fantatrao fa original dia misy foana ato amintsika🔋✅

0341222770 📲 ny contact tokana !
Toerana misy daholo na ANALAKELY🎁 Behoririka🎈 Anosy🎀

Ho anareo mbola hivarotra mitady fiaraha-miasa aza misalasala miditra mp📩 na miantso📞 fa tonganay any foana ny entana na Aiza na Aiza misy anao eto Madagasikara🇲🇬

Address

Analakely
Antananarivo

Telephone

+261346891827

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahefa.J GSM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share