Fizarana Mahasoa

Fizarana Mahasoa Fizarana torohevitra hon'ny rehetra
🌺🌺♥️

coucou daholo Andao kie hikarakara volo aa😘     Tinao ho lava ve ny volonao, tinao hitombo aingana aa❤️   Ny RAVINA PAPA...
20/06/2026

coucou daholo
Andao kie hikarakara volo aa😘
Tinao ho lava ve ny volonao, tinao hitombo aingana aa❤️
Ny RAVINA PAPAY dia tena mampaniry volo aingana be ary mampitsahatra ny fanirin'ny Volofotsy 🌺
🌷Fomba fampiasana azy 🌷
👉Mixena ny ravina papay, somary asina rano kely ary tatavanina dia osorana am volo, ny odi-doha no tena atao azy, avela mandritra ny 30 minitra izay vao kobanina aminy shampoing izay mahazatra anao
Tena hoe metiii be reto aa,, efa nampiasa ah fa tena nahitako vokatra tsara sady tsy sarotra ampiasaina aa😘

partage max et abonné foana page tsika

coucou daholo 😘😘 🌴🍒Inty ndray ary ilay astuces mampitsahatra ny fanirin'ny Volofotsy zavatra ilaina 👇 👉Ravina goavy🍒🌴Mak...
19/06/2026

coucou daholo 😘😘
🌴🍒Inty ndray ary ilay astuces mampitsahatra ny fanirin'ny Volofotsy

zavatra ilaina 👇
👉Ravina goavy

🍒🌴Maka Ravina goavy 10 eo enao dia asina rano 1,5l ,, andrahona rehefa itanao hoe masaka tsara iny dia tsihifina ary avela angatsika vao anasana loha

3jours par semaine no mampiasa azy
Andramo fa tena efficace bé io de aza adino ny manaraka ny pejy fa maro ny mahasoa zaraina eto 😘 😘 😘

🔴 Naturel foana OA ny antsika, hoan'ny triatra sy tongotra vakivaky ndray androanyMisy fanafody mahagaga miafina ao anat...
18/06/2026

🔴 Naturel foana OA ny antsika, hoan'ny triatra sy tongotra vakivaky ndray androany

Misy fanafody mahagaga miafina ao anaty tongolobe mena! Raha manahirana anao ny triatra sy fahamainana amin’ny voditongotra, andramo ity fikafika tsotra ity:

ZAVATRA ILAINA:

Tongolobe mena (tongolo maintso koa mety fa tongolobe mena no mahomby indrindra)

ba kiraro

FOMBA FAMPIASANA:

🟢 1. Sasao madio ny tongotrao alohan’ny hatory.

🟢 2. Tapaho roa mitovy ilay tongolobe.

🟢 3. Apetraho amin’ny voditongotra ilay tapany iray, amin’ilay faritra misy triatra.

🟢 4. Sarony ba kiraro madio, avelao mandritra ny alina.

🟢 5. Ny maraina, sasao amin’ny rano mafana kely sy savonina malefaka, avy eo asiana menaka manalefaka (toy ny menaka oliva na menaka voanio).

soraty fotsiny oe "Ok " rah liana sy hanandrana enao🌿
aza adino mipartage dia mitohy foana ny fizarana

🟨 Rano mafana rehefa avy misakafo: fahazarana tsotra fa mety hanampyMaro amintsika no zatra misotro rano mafana rehefa a...
17/06/2026

🟨 Rano mafana rehefa avy misakafo: fahazarana tsotra fa mety hanampy

Maro amintsika no zatra misotro rano mafana rehefa avy misakafo.
Ho an’ny sasany, mampahazo aina ny vavony izy.
Ho an’ny hafa, manampy hahatsapa ho maivana kokoa rehefa avy nihinana.

Fa inona marina no mety ho tombontsoany?
🟢 Mety hanampy amin’ny digestion
Rehefa avy misakafo, ny rano mafana antonony dia mety hanampy ny vatana hahatsapa ho milamina kokoa, indrindra raha nihinana sakafo mavesatra ianao.

Tsy hoe “mandevona sakafo avy hatrany” izy, fa mety hanampy amin’ny fampiononana ny vavony.

🟢 Mety hampihena fahatsapana mavesatra
Indraindray, rehefa avy misakafo be isika dia mahatsapa hoe mavesatra ny kibo.

Rano mafana kely, sotroina tsikelikely, dia mety hanampy hahazo aina kokoa.

🟢 Tsara kokoa noho ny zava-pisotro mamy
Raha zatra misotro soda na jus mamy be rehefa avy misakafo ianao, dia mety ho safidy tsara kokoa ny rano mafana.
Tsotra, tsy misy siramamy, ary mora atao.

Ahoana no fisotro azy?
🟢 Rano mafana antonony 1 vera
🟢 Andraso 10–15 minitra aorian’ny sakafo
🟢 Aza atao mangotraka be
🟢 Sotroina tsikelikely, fa tsy atao indray migoka

Tandremo
Raha manana may vavony, reflux, na olana amin’ny vavony ianao, dia jereo izay mety aminao.

Raha misy fanaintainana maharitra na miverimberina, aleo manatona mpitsabo.

Fehiny
Ny rano mafana rehefa avy misakafo dia tsy fanafody majika.

Fa fahazarana tsotra mety hanampy ny vatana hahatsapa ho maivana sy milamina kokoa.

Indraindray, ny zavatra tsotra indrindra no tena mahasoa rehefa atao am-pahendrena.

Ary ianao?
Misotro rano mafana ve rehefa avy misakafo, sa rano mangatsiaka?

Soraty ao amin’ny commentaire 👇

Fizarana Mahasoa

❌❌Fadio ny mamerina fadimbolana @ pile fa misy effet secondaire na mety hisy ra tavela azaSolution ray no omeko anaoKatr...
17/06/2026

❌❌Fadio ny mamerina fadimbolana @ pile fa misy effet secondaire na mety hisy ra tavela aza

Solution ray no omeko anao
Katrafay de citron no ampiasao raha hamerina regle fa io no tena azo antoka
Abonnéo page tsika fa mbola betsaka ny astuce naturelle zaraiko anareo eto ❤️❤️
Mahasoa
Aleo Naturel 🌿 foana reto a
Rah te ahazo fanazavana misimisy kokoa dia asio "LIANA" fotsiny ao commentaire rah tsy mazava aminao

🤫 ILAY AKORA TSY LAFO VIDY NEFA "FAY" AMIN'NY VOLO FOTSY SY MIHINTSANA! 🌿Maro amintsika no mahalala ny ravin'ananambo (M...
14/06/2026

🤫 ILAY AKORA TSY LAFO VIDY NEFA "FAY" AMIN'NY VOLO FOTSY SY MIHINTSANA! 🌿

Maro amintsika no mahalala ny ravin'ananambo (Moringa) amin'ny fitondrana hery ho an'ny vatana, fa vitsy no mahafantatra ny heriny amin'ny volo. Ahitana Vitamina A, B, C, E, ary Zinc ao anatiny.

Fantatrao ce fa:
1️⃣ Manentana ny fitomboan'ny volo
2️⃣ Miady amin'ny volo fotsy: Noho izy manankarena antioxydants, miaro ny volo tsy ho fotsy ,tsy hirongatra be
3️⃣ Manakana fihintsana: Manamafy ny foton-volo malemy.✍️

🔴Afangaro ny vovoka ananambo 3 sotro sy yaourt tsotra 1 boaty. Hosorana amin'ny hodi-loha sy ny volo, avela 45 minitra vao sasana.

💬 Inona no olana lehibe indrindra mianjady amin'ny volonao izao? Resaho ao amin'ny commentaire fa hovaliantsika tsirairay!

Liana @ fizarana manaraka ve enao? Tsy ela, fa partageo maximum Ary apetrao commentaire anao

🟨 Astuce curlyVahona sy huile cocoTapakevitra fa hanao retour au naturel ? Hajanona ny fer, brushing, coloration sy izay...
01/06/2026

🟨 Astuce curly
Vahona sy huile coco

Tapakevitra fa hanao retour au naturel ?
Hajanona ny fer, brushing, coloration sy izay rehetra mety hanimba volo

🟢 manao masque maïzena na tapotsin'atody mba ho hydraté lay volo , alona 30min atram 2h fonosana

🟢 rehefa avy manasa loha de lay volo mbola malamalana iny, raisina tsikelikely de maka gel d'aloe vera na vahona iny osorana aminy

🟢 Rehefa vita de osorana huile coco mba ho hydraté foana aveo

🟢 Marihana fa tsy votery ivoka be izy am voalohany fa refa atao fona de mivoka be ny farany

➡️Manana faharetana rehefa manao an'azy fa 100% ny efficacité any
fans

“Fikarakarana mahagaga amin’ny café”Ny masque amin’ny café dia tsy vitan’ny manome famirapiratana be ny volo ihany, fa m...
27/05/2026

“Fikarakarana mahagaga amin’ny café”
Ny masque amin’ny café dia tsy vitan’ny manome famirapiratana be ny volo ihany, fa manampy amin’ny fampitomboana ny volo koa.
Akora ilaina:
Rano 3 ka hatramin’ny 4 sotro lehibe
Café 1 sotro lehibe
Menaka oliva extra vierge 1 sotro lehibe
Masque après-shampoing 1 sotro lehibe izay tianao ampiasaina
Fomba fanamboarana: Afanaina ao anaty micro-ondes mandritra ny 30 segondra ny rano sy café dia avela hangatsiaka. Avy eo ampiana ireo akora hafa ary hosorana amin’ny volo manomboka amin’ny halavany ka hatrany amin’ny tendrony. Avela hipetraka 30 minitra. Sasana toy ny mahazatra ny volo.
Vokany: Volo tena mamirapiratra sy malefaka.

fans

coucou 🍇🍒  🌴🍇 Izara astuces manadio tarehy sy manala kentrona indray isika androhany  Zavatra ilaina 👇  👉 vaseline  👉Ato...
22/05/2026

coucou 🍇🍒

🌴🍇 Izara astuces manadio tarehy sy manala kentrona indray isika androhany

Zavatra ilaina 👇
👉 vaseline
👉Atody 🥚🥚

fikarakarana azy 🍒🍇
atody ray sy vaseline iray sotro fihinanana dia afangaro tsara izy roa
Marihina fa afaka ampiasana tsara daolo ny atory
dia afangaro tsara

fampiasana azy 🍒🌵

Osorana amin'ny tarehy na faritra tina hadio sy Alana kentrona ary avela 15 à 30mn vao kobanina amin'ny rano matimaty
intelo isakerinandro no manao azy

Arao tsy tapaka ny pejy fa mbola maro no ho zaraiko eto
Mirariso ôô 😊😊😊

🟨 Tekateka na huitres manta – Tsiro mahafinaritra, soa ho an’ny vatana!Hery & fahasalamana: manankarena Zinc sy Vitamina...
20/05/2026

🟨 Tekateka na huitres manta – Tsiro mahafinaritra, soa ho an’ny vatana!

Hery & fahasalamana: manankarena Zinc sy Vitamina
🟢 Ho tsara hoditra sy volo
🟢 Fomba fihinanana: miaraka amin’ny sira kely sy voasarimakirana, na saosy kely ho fanatsarana ny tsiro
🟢 Mizara amin’ny namana izao – aza avela ho anao irery ny tsiro mahagaga!

Fizarana Mahasoa

Address

Antananarivo

Telephone

+261347249303

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizarana Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share