23/08/2026
T-shirt personnalise en gomme 3D
tena hoe miavaka , tsara sady mateza🔥 T-SHIRT MISY IMPRESSION GOMME — STYLE MIAVAKA, QUALITÉ PREMIUM! 🔥
Mitady T-shirt tsotra nefa tena misongadina ve ianao? 😍
monochrome
couleur dispo en gomme : rouge , bleu , jaune , noir , fluo , orange ,blanc
👕 Ny impression gomme dia manome rendu épais, propre ary moderne, ka tena mampiavaka ny T-shirt-nao.
✨ Loko sy design mivoaka tsara
💪 Impression mateza sy tsara finition
🖤 Style premium, mety amin'ny look quotidien na événement
🎨 Afaka atao amin'ny soratra, logo, sary na design personnalisé.
👉 Anao ny idée, izahay no manatanteraka azy!
📩 Alefaso aminay ny sary / logo / soratra tianao hatao impression, dia amboarinay ho lasa T-shirt tena manara-penitra.
🔥 T-shirt tsara = Design tsara + Impression de qualité!
Ambatolampy antehiroka akaiky andranomena, terminus 194
0386232868
📲 Commandez dès maintenant !