Dian's mode

Dian's mode OUTFIT of the day guys❗🫦

Coucou oo🥹❤️tena ela b Dian's mode tsy hita ee? Kanefa nisy surprise b tao 🥰Inona ary ooo! Tsy inona akory fa nahazo vah...
18/06/2025

Coucou oo🥹❤️tena ela b Dian's mode tsy hita ee?
Kanefa nisy surprise b tao 🥰
Inona ary ooo! Tsy inona akory fa nahazo vahiny Kely Zao 🥹❤️
Izay mahalala hoe "lahy"sa "vavy" Dia omeko 5.000 ar 🙃
Fa izao aloha aza adino mi+j'aime sy partage ka mentionneo eto ny namana Dia izay be réaction omeko 5.000 ar 🙃
Alefaaaaa!!!

Salama oo?Inona ny vaovao anareo AO?Iza avy ireo mipetraka Tana ? Nohon'ny antony Maro Dia tsy Dia hita fa hoan'izay mah...
03/11/2024

Salama oo?
Inona ny vaovao anareo AO?
Iza avy ireo mipetraka Tana ?
Nohon'ny antony Maro Dia tsy Dia hita fa hoan'izay mahita an'ity publication ity ka miteny hoe"asa soa"Sady mpartage betsaka Dia omeko akanjo maimaimpoana sy kiraro 🙏
Marihana fa olona roa no hizarako an'izay hoan'izay voasarika ka mipetraka Eto Tana ihany🥺
Bonne journée daholo Dia bisou ❤️🥰
Mandraisa anjara DiaDian's mode

25/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Koloina Mulan, Hasminah Randrianasolo, Lovatiana Randria je vous adore 🥰

Coucou🥺ela ela Zay no tsy hita Dian's mode E? Fa taiza foana? Tsy enoeno mihintsy?🙄Tsy taiza reto fa teto ihany fa somar...
17/09/2024

Coucou🥺ela ela Zay no tsy hita Dian's mode E?
Fa taiza foana? Tsy enoeno mihintsy?🙄
Tsy taiza reto fa teto ihany fa somary sahirana 🥺fa tsy hoe Varina @ saka Kely an🤭😹
Iza no vonona hanao jeux Ary E?
EFA disponible foana amin'izay izao Dian's mode 🥰manaraha foana ny pejy ooo! Bisou daholo

Bonjour daholo🥺ela ela tsy hita Dian's mode ee? Fa taiza foana? Somary sahirana ireto an🥺moa koa tsy de salama 🙏Ka Noho ...
05/07/2024

Bonjour daholo🥺ela ela tsy hita Dian's mode ee? Fa taiza foana?
Somary sahirana ireto an🥺moa koa tsy de salama 🙏
Ka Noho izany asintsika Kely an'ireto ankajo ireto 🥰
Izay mividy iray mahazo carte 1🙈tout à 5.000 ar !

Bonjour daholo oo🇲🇬🎆Fety ity ny andro 🥰Hoaiza ianareo androany ?❤️Handedeha sa hijanona ao an-trano?😚
25/06/2024

Bonjour daholo oo🇲🇬🎆
Fety ity ny andro 🥰
Hoaiza ianareo androany ?❤️
Handedeha sa hijanona ao an-trano?😚

Bonsoir daholo❤️ity page ity moa izany Dia tsy resaka mode fotsiny fa misy torohevitra,fifanampiana na mety koa hoe fiar...
24/06/2024

Bonsoir daholo❤️ity page ity moa izany Dia tsy resaka mode fotsiny fa misy torohevitra,fifanampiana na mety koa hoe fiaraha-miasa🧠
Androany izaho dia te ampita hafatra Kely hoantsika rehetra hoe"miavaka ianao"
Tadidio fa matoa ianao tahak'izao dia misy antony daholo!
Ianao mety mieritreritra hoe"Sambatra b iry ian,jereo zareo otrizao!"😇
N'a koa hoe"fa Maninona ary Zaho tsy MBA otran'azy,fa maninona ary Zaho otrizao foana!
Ianao Dia olona miavaka!👌aza mampitaha amin'ny hafa izany😘
Matokisa valeur Dia manàna tanjona 🧠
Aza mankatahaka ny ataon'ny hafa!maninona raha mamorana ny idées anao manokana 🙈satria efa miavaka ihany ianao
Hafa mihintsy anie izany olona matoky tena izany e🥰
Tsy matahotra olona,masahisahy,mafy fisainana ary tsy manaiky ho resy izany ❤️
Olona miavaka ianao io👌😘kouny an!
Bonne soirée daholo ô!💌

Ity Ilay izy coup de coeur ako 🥰❤️Prix:15.000 ar PT 36/37
24/06/2024

Ity Ilay izy coup de coeur ako 🥰❤️
Prix:15.000 ar PT 36/37

Salama daholo oo 🎉 ! Efa akaiky ity ny Fety🥰aleo asintsika vide izy ireto ! Tout à 8.000 ar 😱 mbola misy hafa ao hoanzay...
24/06/2024

Salama daholo oo 🎉 ! Efa akaiky ity ny Fety🥰aleo asintsika vide izy ireto !
Tout à 8.000 ar 😱 mbola misy hafa ao hoanzay manao Jp +cadeau an!❌

23/06/2024

Indraindray koa mba miala voly Kely 🥰
Inona izao mba fialam-boly mba tianareo?😚
NB: Nena Tik tok🥴

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dian's mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share