Boutique Den Lëah

Boutique Den Lëah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boutique Den Lëah, Clothing (Brand), Lot IVA 173 Ankeniheny, Antananarivo.

🛍️ Boutique Den Lëah

✨ Kojakoja maro ho an’ny rehetra
💃 Style ho an’ny vehivavy & lehilahy
💰 Vidiny mirary
🚚 Livraison rapide
📩 DM = réponse rapide

🔥 “Ny zavatra ilainao rehetra, eto ihany!”

Bnsoir mes manjakely🥰😘Ensemble jupe  SHEIN de marque indray ity😎Couleur unique Bleu ciel💙Taille MTissu en mousseline🥰Pri...
09/08/2026

Bnsoir mes manjakely🥰😘

Ensemble jupe SHEIN de marque indray ity😎
Couleur unique Bleu ciel💙
Taille M
Tissu en mousseline🥰

Prix mirary nefa importé ny entana 📢📢📢
Aza tara ary fa midira mp aingana
Vitsivitsy ihany ny amin'io ah😉


08/08/2026
Coucou mes manjakely❤🫂Izao indray vao hita fa mbola nanomana entana manitra be ho an'lisany🥱🥰🧸✨ MOUMOUTE BÉBÉ – 4 À 6 AN...
08/08/2026

Coucou mes manjakely❤🫂

Izao indray vao hita fa mbola nanomana entana manitra be ho an'lisany🥱🥰

🧸✨ MOUMOUTE BÉBÉ – 4 À 6 ANS ✨🧸

❄️ Manafana tsara amin’ny andro mangatsiaka
🤍 Malefaka sy tena confortable
🥰 Parfait ho an’ny petits bouts de chou

👶 Taille disponible : 4 à 6 ans (standard )

✨ Mignon, doux et bien chaud… tout ce qu’il faut pour garder bébé bien au chaud ! 🥹🤍

📩 Commande en MP
⚡ Quantité limitée, aza tara!


🕶️ Lunettes de soleil tendance – Élégance & Protection ✨Mampiakatra ny style-nao amin'ireto lunettes de soleil moderne i...
04/07/2026

🕶️ Lunettes de soleil tendance – Élégance & Protection ✨

Mampiakatra ny style-nao amin'ireto lunettes de soleil moderne ireto! Misy loko 3 azo isafidianana:
🤍 Bleu marbré
🖤 Noir classique
🤎 Écaille marron

✔️ Design carré oversize tena lamaody
✔️ Maivana sady mahazo aina anaovana ✔️ Miaro amin'ny tara-masoandro
✔️ Mety ho an'ny vehivavy sy lehilahy

💖 Tena mety amin'ny fivoahana, fialantsasatra, sary, na fampiasana andavanandro.

📩 Alefaso message izahay raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.

💐💚Hello July💚💐
01/07/2026

💐💚Hello July💚💐



🎉 HERINANDRO VAOVAO, PROMOTION BE! 🎉✨ Tonga indray ny fotoana hahazoanao vidiny mirary indrindra!🕶️ Solomaso rehetra  PR...
29/06/2026

🎉 HERINANDRO VAOVAO, PROMOTION BE! 🎉

✨ Tonga indray ny fotoana hahazoanao vidiny mirary indrindra!

🕶️ Solomaso rehetra PROMOTION BE 💥

8.000 Ar monja
✅ Kalitao tsara
✅ Modely maro azo isafidianana

📍 Aza tara fa voafetra ny stock!
💬 Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana sy fitahiana ho antsika rehetra!
📩 Alefaso avy hatrany ny hafatra raha te hanafatra

💐👋Mirary herinandro vaovao mamy sy feno fitahiana ho an'ny abonnée rehetra! 💚Enga anie ity herinandro vaovao ity hitondr...
29/06/2026

💐👋Mirary herinandro vaovao mamy sy feno fitahiana ho an'ny abonnée rehetra! 💚

Enga anie ity herinandro vaovao ity hitondra: ✨ Fahasalamana sy fiadanam-po
✨ Fahombiazana amin'ny asa sy ny fianarana
✨ Vintana sy fitahiana amin'izay rehetra atao
✨ Hafaliana sy hery vaovao isan'andro

Mankasitraka anareo hatrany noho ny fanohanana sy ny fitokisana. Andao hiara-hanomboka herinandro feno fanantenana sy fahombiazana! 🙏💛



🌾 Tratry ny Asaramanitra! 🌾👋Ho taom-piandohana feno hasambarana sy fanantenana anie ity Asaramanitra ity. Enga anie ny f...
26/06/2026

🌾 Tratry ny Asaramanitra! 🌾👋

Ho taom-piandohana feno hasambarana sy fanantenana anie ity Asaramanitra ity. Enga anie ny fitahiana hirotsaka tsy an-kijanona, ny fihavanana hiorina mafy, ny fahasalamana hitoetra, ary ny asa rehetra hatao hahitam-bokatra.

Mirary Asaramanitra sambatra, feno fifaliana, fahombiazana ary fanambinana ho antsika Malagasy tsy vaky volo rehetra. 🇲🇬✨❤️🙏



Address

Lot IVA 173 Ankeniheny
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique Den Lëah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share