14/05/2026
🩺🤍 Tongasoa eto amin’ny pejy “ ” 🤍🩺
Pejy natokana hanomezana fikarakarana sy fanampiana ara-pahasalamana eny an-trano.
🔹 Garde malade
🔹 Pansement
🔹 Injection
🔹 Perfusion
🔹 Prise de tension
🔹 Soins des personnes âgées
🔹 Fanaraha-maso marary(sns...)
✨ “Laharam-pahamehana aminay ny fahasalaman’ny marary sy ny kalitaon’ny fikarakarana.”🤍
📩 Afaka mandefa "message privé "raha mila fanazavana fanampiny.
🙏 Misaotra indrindra amin’ny fitokisana.