Chez J&S

Chez J&S 💫Ny Tsara indrindra ho anao💫

Eeeoh!!!🤗Efa misy modèle tsara kely ndray ny kapa plateforme antsika an,Misy talon carré maivana iany koa👡✨😍Omenay fahaf...
03/10/2024

Eeeoh!!!🤗
Efa misy modèle tsara kely ndray ny kapa plateforme antsika an,Misy talon carré maivana iany koa👡✨😍
Omenay fahafahampo foana ianareo mpanjifa anie ee,Marque tsara daholo✅😚Jereo ze mety ary ooo👇👇
Prix sur Chaque Photo✍️
Manao Livraison hatrany🚴‍♂️🚴‍♂️
📞034 55 271 24

Bonne Semaine daholo🥰🎉
30/09/2024

Bonne Semaine daholo🥰🎉


Hey👋Aty ny maso ooo🥰a partir 10.000ar dia efa mahazo🚴‍♂️ Livraison Possible
11/09/2024

Hey👋
Aty ny maso ooo🥰
a partir 10.000ar dia efa mahazo
🚴‍♂️ Livraison Possible

17/03/2024

We wish you a Good week🌄

Coucou les filles 🥰☺️Ao an-trano iany aki dia afaka manao manjamanja an, tsy voatery mande coiffure intsony👍Efa disponib...
25/02/2024

Coucou les filles 🥰☺️
Ao an-trano iany aki dia afaka manao manjamanja an, tsy voatery mande coiffure intsony👍

Efa disponible ny Steam Styler antsika 👌👸
✨ Effet Steam
✨ Mamay tsara Reglable Jusqu'à 450°F
✨ Tsy manimba volo
❌Tsy mila brushing tsony❌

Aza tara ary fa vitsivitsy sisa an🫦
Livraison possible
Mp vite👇

Aza adino m'jaime ny page👍

11/02/2024

Hello😊
Mbola ato daholo ve isika mpanaraka ny pejy oo...
Zava-baovao ndray no ho entina amintsika an... Araho tsy tapaka ny pejy.
Tiko be daholo nareo👍

Eeoooh☺️Ré-disponible ity modèle ity !Midira mp ary ho an'ilay tsy nahazo oo.Mirary tontolo andro mahafinaritra👍
12/01/2024

Eeoooh☺️
Ré-disponible ity modèle ity !
Midira mp ary ho an'ilay tsy nahazo oo.
Mirary tontolo andro mahafinaritra👍

Happy new year🎉🎉Mirary taom-pahombiazana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy🥂🍾.
02/01/2024

Happy new year🎉🎉
Mirary taom-pahombiazana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy🥂🍾.

Ato daholo ve oh😁😁Mbola misy daholo ireto modele 3 amin'ny bandoulière ireto ah🥰✅Livraison gratuit centre ville hatrany✅...
21/12/2023

Ato daholo ve oh😁😁
Mbola misy daholo ireto modele 3 amin'ny bandoulière ireto ah🥰
✅Livraison gratuit centre ville hatrany
✅Mandefa province

Modèles hafa kely indray ooooMisy couleur maro isafidiananaTahaka ny mahazatra >Gratuit iany ny livraison antsika eto ta...
14/12/2023

Modèles hafa kely indray oooo
Misy couleur maro isafidianana
Tahaka ny mahazatra >Gratuit iany ny livraison antsika eto tana
Ataovy ary ny commande eee

Efa manimanitra ny fety🎉🎉✨Ilay bandoulière manja kely indray aloha ry maman an😍😍👉 En cuir mihaja tsara 😊👉 Livraison grat...
09/12/2023

Efa manimanitra ny fety🎉🎉✨
Ilay bandoulière manja kely indray aloha ry maman an😍😍

👉 En cuir mihaja tsara 😊
👉 Livraison gratuit eto amin'ny ville
👇Ao amin'ny coms ny couleur dispo

Ataovy ary ny commande oo😍

Address

Tanà Ville
Antananarivo
101

Telephone

+261330189985

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez J&S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez J&S:

Share