Mora Vidy

Mora Vidy Manjifa amin'ny vidiny mora hatrany miaraka aminay!

Araraoty fa 24 PIECES = 16000 Ar Aiza intsony no misy ohatran'izany ?Ny mora indrindra hatrany 😉😉Livraison Tana /provinc...
20/03/2025

Araraoty fa 24 PIECES = 16000 Ar
Aiza intsony no misy ohatran'izany ?
Ny mora indrindra hatrany 😉😉
Livraison Tana /province
Contact : 0347508946 / 0376842801

❤❗❗Faux piercing❗❗❤❎Tsy  mila mitevika dia mikavin'orona akia an!!❎1 piece : 2000 Ar ✔❎1 boite (40 pieces): 28000 Ar ✔❎P...
07/09/2021

❤❗❗Faux piercing❗❗❤
❎Tsy mila mitevika dia mikavin'orona akia an!!

❎1 piece : 2000 Ar ✔
❎1 boite (40 pieces): 28000 Ar ✔
❎Plusieurs couleurs disponibles

🏠Recuperation: Ankatso à 12h (Lundi - vendredi )
🚕🚚🚙Livraison : Week-end (Tana-province)

🍃toujours à la mode🍃Ceinture Gucci,Chanel,Lv😍Iza no tianao ?Prix: 8000 Ar 🎉         15000 Ar (maka anankiroa)Mandefa en ...
11/10/2020

🍃toujours à la mode🍃
Ceinture Gucci,Chanel,Lv😍
Iza no tianao ?
Prix: 8000 Ar 🎉
15000 Ar (maka anankiroa)
Mandefa en gros(tana-province)
Livraison :Tana -province
Commandez sur mp ou contactez 0347508946 !!!!😉💕🎉

NB:photo réelle

💖tout à 22000 Ar 💖Des robes dispo de suite ...Dispo en XS,S,M,L,XLVente en detail 👝Vente en gros 🎒Car nous n'avions pas ...
10/06/2020

💖tout à 22000 Ar 💖
Des robes dispo de suite ...
Dispo en XS,S,M,L,XL
Vente en detail 👝
Vente en gros 🎒

Car nous n'avions pas l'occasion de vous satisfaire pour la fête des mères, nous avons decidé de faire une promotion même si la fête est déjà passée ...profitez-en!

Idee cadeau pour maman!Promotion !promotion!💓Robe sweat : 32000 Ar 😍Mandefa en gros Manao livraisonDispo en taille XS,S,...
27/05/2020

Idee cadeau pour maman!
Promotion !promotion!💓

Robe sweat : 32000 Ar 😍
Mandefa en gros
Manao livraison

Dispo en taille XS,S,M,L,XL
Couleur : Beige, rose, rouge,jaune,gris,Blanc rayé, blanc cassé

En hivers mais toujours stylée!Ensemble 30000 Ar daholoAfaka atao lava tanana daholo fa mangatsika ny andro ❤️ afaka ata...
18/05/2020

En hivers mais toujours stylée!
Ensemble 30000 Ar daholo

Afaka atao lava tanana daholo fa mangatsika ny andro ❤️
afaka atao an’izay modele tianao koa ny amboniny

*manao livraison
*mandefa faritra
*mandefa en gros

Efa akaiky ny fetin'ny reny izao ka omeo azy ny fanomezana miavaka!Kapa vita gasy : 25000 Ar daholo *mafy tsara*tsy mito...
14/05/2020

Efa akaiky ny fetin'ny reny izao ka omeo azy ny fanomezana miavaka!

Kapa vita gasy : 25000 Ar daholo

*mafy tsara
*tsy mitovy amin'ilay eny amn sidiny ireny satria tsy mampiasa oditromby izahay , tsy mikiky lohatongotra izany
*malefaka ny faladiany ka tsy atahorana ampihenjana sy ahareraka ny faladihinao

Mandefa en gros
Manao livraison
Izay mividy 2 mahazo reduction 5000 Ar💓😍
Alefaso ary ny commande!

Address

Anosipatrana
Antananarivo

Telephone

+261347508946

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Vidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mora Vidy:

Share