Lounah Anays • Maëlys • Mathys

Lounah Anays • Maëlys • Mathys Juste une maman qui immortalise ses petits bonheurs.

Bonne humeur foana petite Lounah Anays 🥰 Bonne semaine ❤️❤️❤️❤️Ireto misy routine sakafo tsotra hitanay fa mety aminay S...
06/07/2026

Bonne humeur foana petite Lounah Anays 🥰 Bonne semaine ❤️❤️❤️❤️
Ireto misy routine sakafo tsotra hitanay fa mety aminay Sao mahasoa :

✅ Matin
Lait 210ml + càs céréales biscuité
Goûter = Compote cocktail bledina
Encas = Bo***ir 1 ou biscuit mora levona
✅Midi
Purée de légumes ( 4 karazany mixena) + Jambon / poulet / totokena
Jus = Mandarine pressé pur
Goûter = Lait 180ml + céréales fruité
Encas = yaourt
✅Soir
Vary soasoa + totokena Mixés
Biberon 180ml + céréales nuit verveine
(ps: ny rano sotroiny atao maty2 anaty biberon, omena petit à petit durant la journée ☺️)

Toy izao anie ny Asaramanitra ataonay isan-taona 🥰🥰🤩🇲🇬🇲🇬🇲🇬  sy   Manaova fety finaritra daholo ary ô ❤️❤️❤️
25/06/2026

Toy izao anie ny Asaramanitra ataonay isan-taona 🥰🥰🤩🇲🇬🇲🇬🇲🇬
sy
Manaova fety finaritra daholo ary ô ❤️❤️❤️

Tsy mandeha alavitra rehefa tsy misy activité  iny fa Milalao ao am Okalou à SKATE PARK Antanimena dia avy eo minana goû...
24/06/2026

Tsy mandeha alavitra rehefa tsy misy activité iny fa Milalao ao am Okalou à SKATE PARK Antanimena dia avy eo minana goûter ao am Miam Miam 🤪🤪🤪

Avy nividy perruque vaovao angamba Mlle Anays omaly 🤭Bonne humeur be vao maraina 🤩Bonne Journée ❤️
18/06/2026

Avy nividy perruque vaovao angamba Mlle Anays omaly 🤭
Bonne humeur be vao maraina 🤩
Bonne Journée ❤️

04/06/2026

Maman sa Papa ny anareo no voaloha ???? 😂😂😂😂 Anays kosa eeee !

Mercredi de pentecôte 🤭😂Baptême de Piscine pour Mlle Anays.🤩Faly sahirana. ✅l'avantage: piscine chauffée et calme / pas ...
27/05/2026

Mercredi de pentecôte 🤭😂
Baptême de Piscine pour Mlle Anays.
🤩Faly sahirana.
✅l'avantage: piscine chauffée et calme / pas trop loin de la ville.
On y mange bien.
On a pris des couches swim (piscine) à carrefour + un maillot et hop !
Relais Des Plateaux 📍

Tsy hitahita dia 10 ans sahady ilay zazakely Maëlys 😍😍dia andeha be tahaka izay koa ny fotoana?? Alaivo tsirony tsara il...
26/05/2026

Tsy hitahita dia 10 ans sahady ilay zazakely Maëlys 😍😍
dia andeha be tahaka izay koa ny fotoana??
Alaivo tsirony tsara ilay fotoana miaraka fa toa aingana loatra 🥹🥹🥹

Aty aminay anie ny kilalao atao aingo-trano dia ny télécommande sy peigne no tena kilalao e 🤭🤭❤️Bonne journée hoy:      ...
21/05/2026

Aty aminay anie ny kilalao atao aingo-trano dia ny télécommande sy peigne no tena kilalao e 🤭🤭
❤️Bonne journée hoy: Lounah Anays • Maëlys • Mathys

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lounah Anays • Maëlys • Mathys posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share