Chez BaZou.MG

Chez BaZou.MG 📌 Manasa anao hanaraka ny pejy
Tsindrio ny « SUIVRE » eo ambany

Ialana tsiny amin'ny mety ho fikorontanana tompoko 🙏🙂❤️
23/06/2026

Ialana tsiny amin'ny mety ho fikorontanana tompoko 🙏🙂❤️

🥶❄️ Mangatsiaka be ny andro e! ❄️🥶Aza avela hanimba ny andronao ny hatsiaka. Fotoana izao hitafiana akanjo mafana sy man...
21/06/2026

🥶❄️ Mangatsiaka be ny andro e! ❄️🥶

Aza avela hanimba ny andronao ny hatsiaka. Fotoana izao hitafiana akanjo mafana sy manaraka toetr’andro 😊🌹

🧥 Collection Moumoute & Teddy ato amin’ny Chez BaZou.MG
✨ Mafana
✨ Tsy mifidy na lahy na vavy
✨ Mety amin’ny andavanandro sy fivoahana

📩 Midira hafatra miafina avy hatrany raha misy mety aminao fa samy manana ny vidiny ireo 🥰😊







Chez BaZou.MG
La mode femme à mini prix 🛍️💖

🎉 Mirary Fetin’ny Ray sambatra! 🎉Amin’izao Fetin’ny Ray izao dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho ...
21/06/2026

🎉 Mirary Fetin’ny Ray sambatra! 🎉

Amin’izao Fetin’ny Ray izao dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho an’ireo Ray rehetra izahay.

Mankasitraka indrindra ny fitiavana, ny fahafoizan-tena ary ny ezaka ataonareo isan’andro ho an’ny ankohonana. Ianareo no andry iankinan’ny fianakaviana sy loharanon-kery ho an’ny zanaka.

Mirary andro feno fifaliana sy fitahiana ho anareo rehetra.
Misaotra anareo Ray rehetra noho ny fitiavana sy ny fikarakarana omena isan’andro. ❤️

Tratry ny Fetin’ny Ray!

— Chez BaZou.MG 🌷

🤍💚 Le modèle tendance du moment !Un mélange de couleurs élégant pour un look moderne.✔ Couleur : Blanc & Vert✔ Taille id...
20/06/2026

🤍💚 Le modèle tendance du moment !

Un mélange de couleurs élégant pour un look moderne.

✔ Couleur : Blanc & Vert
✔ Taille idéale : M & L
✔ Chaud et confortable

📌 Code : TD06

📩 Inbox pour commander
🚚 Livraison disponible

❌❌ EHHH….Savasavao ny pejy sao misy mety aminao ato aminay oh 😊😍Mafana tsara mandeha mijery afo-manga fa manomboka amin’...
20/06/2026

❌❌ EHHH….Savasavao ny pejy sao misy mety aminao ato aminay oh 😊😍
Mafana tsara mandeha mijery afo-manga fa manomboka amin’ny XS ka hatramin’ny 2XL misy daholo annn 😊🌺🌹

📸 TD02 - Teddy Rouille, Blanc & Bleu Marine🤎💙 Le teddy qui fait la différence !✔ Doublure matevina✔ Très chaud✔ Style te...
20/06/2026

📸 TD02 - Teddy Rouille, Blanc & Bleu Marine

🤎💙 Le teddy qui fait la différence !

✔ Doublure matevina
✔ Très chaud
✔ Style tendance

📌 Code : TD02
📌 Taille : S / M / L

📩 Inbox pour commander
🚚 Livraison disponible

📸 MM06 - Fourrure Noir🖤 Classe, chic et ultra chaude !La fourrure noire est un incontournable de l’hiver.✨ Couleur : Noi...
19/06/2026

📸 MM06 - Fourrure Noir

🖤 Classe, chic et ultra chaude !

La fourrure noire est un incontournable de l’hiver.

✨ Couleur : Noir
✨ Taille idéale : M / L / XL
✨ Très confortable

📌 Code : MM06

⚠️ Quantité limitée

📩 Inbox pour réserver votre taille
🚚 Livraison disponible

📸 MM05 - Moumoute Noir & Blanc🖤🤍 L’élégance du noir et blanc !Un modèle facile à assortir avec tous vos looks.✔ Matière ...
19/06/2026

📸 MM05 - Moumoute Noir & Blanc

🖤🤍 L’élégance du noir et blanc !

Un modèle facile à assortir avec tous vos looks.

✔ Matière douce
✔ Très chaude
✔ Coupe confortable

📌 Code : MM05
📌 Taille idéale : S & M

📩 Réservation en inbox
🚚 Livraison disponible

❤️🤍 Un modèle qui attire tous les regards !Moumoute ultra douce et bien chaude pour affronter l’hiver avec style.✨ Coule...
19/06/2026

❤️🤍 Un modèle qui attire tous les regards !

Moumoute ultra douce et bien chaude pour affronter l’hiver avec style.

✨ Couleur : Blanc & Rouge
✨ Taille idéale : S & M
✨ Confortable et tendance

📌 Code : MM07

Vakio tsara details annn

📩 Manasa anao hiditra MP raha misy mety aminao tompoko 😊
🚚 Livraison disponible

❤️🌹 MISAOTRA TOMPOKO 🌹❤️Mamerina fisaorana ho anareo rehetra nandray anjara tamin’ny articles amidinay.Izay livraison ts...
18/06/2026

❤️🌹 MISAOTRA TOMPOKO 🌹❤️

Mamerina fisaorana ho anareo rehetra nandray anjara tamin’ny articles amidinay.
Izay livraison tsy tratra anio dia ezahanay vitaina rapitso daholo tompoko 🙏🏻🥰

Mbola betsaka ny disponible amin’ny moumoute sy ny teddy fa aza mataotra ianareo 😊
Misy foana ny live ao amin’ny TikTok fa ny Facebook mbola miandry kely dia atombontsika amin’izay 🌸🌹🌹📍





Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez BaZou.MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share