Imayah fashion

Imayah fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Imayah fashion, Clothing (Brand), Antananarivo.

✨ Bienvenue chez Imayah Fashion
💃 Sublime ton style avec nos collections tendance
🛍️ Qualité • Élégance • Prix abordables
📩 Commande en MP
📞 038 22 417 62
🚚 Livraison disponible

13/08/2026

Bonsoir daholo 🥰
Asintsika lalao ndray rapitso sa aona ?💗

mbola tsy Tara Raha zao ianao vao mahita an'ity 🥰
07/08/2026

mbola tsy Tara Raha zao ianao vao mahita an'ity 🥰

🎉🎁 FANOMEZANA LOKA HO FANKASITRAHANA ANAREO! 🎁🎉

Misaotra indrindra anareo rehetra amin'ny fanohanana sy ny fitokisana anay. ❤️

Ho fankasitrahana anareo dia mikarakara fanomezana loka ny Imayah Fashion. Rehefa mahatratra 500 mpanaraka ny pejy dia hatao ny fisarihana (tirage au sort) ka hisy mpandresy 3 hahazo loka.

🏆 LOKA HO AZO :

🥇 Loka voalohany : Bon d'achat 10 000 Ar
🥈 Loka faharoa : Bon d'achat 5 000 Ar
🥉 Loka fahatelo : Crédit téléphonique 1 000 Ar (Airtel, Orange na Telma, araka izay safidinao).

📌 Fepetra fandraisana anjara :

✅ Araho (Suivre) ny pejy Imayah Fashion.
✅ Ataovy J'aime ity publication ity.
✅ Zarao (Partager) ao amin'ny mombamomba (mur) anao ity publication ity.
✅ Asao hanaraka ny pejy ny namanao rehetra ary alefaso ao anaty commentaire ny capture d'écran manamarina izany.
✅ Tago (Identifier) namana 5 ao anaty commentaire.

📅 Raha vao mahatratra 500 mpanaraka ny pejy dia hatao avy hatrany ny fisarihana ny mpandresy.

🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra!

❤️ Mankasitraka indrindra ny fanohanana sy ny fitokisanareo. Andao hiara-hampitombo ny fianakavian'ny Imayah Fashion!

05/08/2026

Mbola misy tsy matory ihany ve amzao lera zao 😂😂

Bonsoir daholy aloha Izay tsy miavona eh✨
28/07/2026

Bonsoir daholy aloha Izay tsy miavona eh✨

26/07/2026

Tapaka zany fa omena crédit 1000 ar avy ianareo 3 nandresy taminy lalao ka manasa anareo hiditra hafatra miafina amin'ny pejy

3 ny commentaire tsisy réaction jusqu'à 19h30 de aona ataon-tsika ??? atao tirage de Izay tsara vintana mahazo azy ?Kami...
26/07/2026

3 ny commentaire tsisy réaction jusqu'à 19h30 de aona ataon-tsika ???
atao tirage de Izay tsara vintana mahazo azy ?Kamie Rhh,Rova Ifaliana,Tinah Carmella
Alefa ao commentaire capture hoe mi-suivre page tsara ianareo anh 🥰

26/07/2026

Bonsoir daholy
Vita lalao antsika mifarana fanaovana commentaire 🥰

Ato indray arany😀Izay commentaire iray tsisy réaction no mahazo credit 2000ar,ny lalao dia mifarana ny alahady amin'ny  ...
24/07/2026

Ato indray arany😀
Izay commentaire iray tsisy réaction no mahazo credit 2000ar,ny lalao dia mifarana ny alahady amin'ny ary havoaka eto Amin'ny pejy n'y valin'ny lalao ka asao ary namanao ilalao dia aza adino mipartage e🥰

24/07/2026

Iza avy vonona hilalao ato mba manao présence Kely ao commentaire Kely hoe 🥰

24/07/2026

Bonjour daholy ze efa nifoha rehetra ato ouh 🥰

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imayah fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share