Tex Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tex, Clothing (Brand), Ampitan'ny Pharmacie Sapin, Nanisana, Antananarivo.

🔥 𝗦𝗘𝗥𝗔𝗦𝗘𝗥𝗔 𝗕𝗬 𝗧𝗘𝗫 🔥, ⭐ Qualité avant tout

🎧 Électronique • 🏍️ Pièces moto • 💪 Sport & musculation

✅ Qualité premium | 🚚 Livraison rapide | 💰 Prix abordables

📞 0380821983 / 0377921210

✨ Plus qu’une boutique, une confiance !

Varotra vao maraina indray ary e!Ireo daholo ny article antsika dispo ato, prix mahafapo be foana nefa kalitao tsara ka ...
15/09/2026

Varotra vao maraina indray ary e!
Ireo daholo ny article antsika dispo ato, prix mahafapo be foana nefa kalitao tsara ka aza tara ary!

Varotra latsinainy maraina indray ary e!Jereo ao zay mety aminao fa prix mora foana par rapport au qualité sady ny entan...
14/09/2026

Varotra latsinainy maraina indray ary e!
Jereo ao zay mety aminao fa prix mora foana par rapport au qualité sady ny entana importé😇🤗

Iphone 18 Pro Max en poche!🤣😂😥
11/09/2026

Iphone 18 Pro Max en poche!🤣😂😥

Jereo izay tiana ary dia mametraha fanontaniana🥰😇🤗Contact: 0380821983 / 0377921210 / 0334579379
07/09/2026

Jereo izay tiana ary dia mametraha fanontaniana🥰😇🤗

Contact: 0380821983 / 0377921210 / 0334579379

Arrivage vaovao be!Efa tonga ny bodysuit gaignant antsika amin'ny vidiny mirary dia mirary hatrany!Aza tara fa vitsivits...
02/09/2026

Arrivage vaovao be!

Efa tonga ny bodysuit gaignant antsika amin'ny vidiny mirary dia mirary hatrany!

Aza tara fa vitsivitsy ihany ireo kanefa azo isafidianana tsara fa misy karazany maro an!

MP avy hatrany
29/08/2026

MP avy hatrany

28/08/2026

Zoma ny andro de mila mihinana vitamin B🍺🍻🤣😂🥱

27/08/2026

Kely sisa dia zoma hono😂🤣🥩🍻🍺

Iza daholo  isika ilay manana moto sy mody alina be iny foana😇😇Natao hoanao ity, arrivage Jiro Y10 Pro amle manoratra nu...
26/08/2026

Iza daholo isika ilay manana moto sy mody alina be iny foana😇😇

Natao hoanao ity, arrivage Jiro Y10 Pro amle manoratra numero de serie sady mazava be nefa tsy mamono maso fa efa misy systeme cut-off🔥🔥

Prix: 130000Ar ny paire, 70000Ar ny singany

Address

Ampitan'ny Pharmacie Sapin, Nanisana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00
Sunday 07:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tex posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share