Tia-Muzik

Tia-Muzik - Magasin d'Instrument de Musique Veuillez nous contacter sur Message Privé pour plus d'informations

05/09/2026

Extrait Son Cg-220EQ

🎉🎸 9 ANS DE TIA-MUZIK ! 🎸🎉9 taona niarahana taminareo, 9 taona nizara ny fitiavana mozika ❤️Mankasitraka indrindra anare...
04/09/2026

🎉🎸 9 ANS DE TIA-MUZIK ! 🎸🎉

9 taona niarahana taminareo, 9 taona nizara ny fitiavana mozika ❤️
Mankasitraka indrindra anareo rehetra noho ny fitokisana sy fidélité! 🙏

Ary ho fankalazana izany dia misy PROMO SPÉCIALE 😍🔥

🎸 Guitare Classique GRAPE GP-C40
💥 250 000 Ar fotsiny !

✨ Son agréable
✨ Confortable & résistante
✨ Mety tsara ho an’ny débutant
✨ Miaraka amin’ny clé Allen & carton

📞 034 29 493 26
🚚 Livraison partout à Madagascar

📍 Anosy : Tsena Vaovao, en face du Sénat, 3ᵉ étage, Box 39
📍 Analakely : Soarano, en face du 1er Arrondissement, Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

❤️ TIA-MUZIK — 9 taona niaraka taminareo !
🔥 Profitez de la promo anniversaire !

01/09/2026

🎸🔥 MITADY GUITARE MAHAFINARITRA SY POLYVALENTE VE IANAO?

Ny SMIGER ALP-EQ no mety aminao! 😍
🎛️ EQ KLT-10B
🔧 Manche réglable
📦 Sous carton

✨ Confort + qualité + son ao anaty guitare iray!

💰 800 000 Ar ihany.

📍 Anosy : Tsena Vaovao, en face du Sénat, 3ᵉ étage, Box 39
📍 Analakely : Soarano, en face du 1er Arrondissement, Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

📞 034 29 493 26
🚚 Livraison partout à Madagascar

31/08/2026
🥁🔥 VAOVAO BE — PAD DRUM ÉLECTRONIQUE !9 pads • 2 pédales • 7 sons • 9 accompagnements 🎶🔊 Haut-parleur intégré + 🎙️ Enreg...
26/08/2026

🥁🔥 VAOVAO BE — PAD DRUM ÉLECTRONIQUE !

9 pads • 2 pédales • 7 sons • 9 accompagnements 🎶
🔊 Haut-parleur intégré + 🎙️ Enregistrement & lecture
🎧 Audio input • Compact & pratique

💥 300 000 Ar IHANY !

📍 Anosy : Tsena Vaovao, en face du Sénat, 3ᵉ étage, Box 39
📍 Analakely : Soarano, en face du 1er Arrondissement, Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

📞 034 29 493 26
🚚 Livraison partout à Madagascar

🥁🔥 **ARRIVAGE – PAD DRUM ÉLECTRONIQUE !** 🔥🥁Te hianatra na hanao pratique batterie nefa tsy manana toerana be? 😍Ity **PA...
25/08/2026

🥁🔥 **ARRIVAGE – PAD DRUM ÉLECTRONIQUE !** 🔥🥁

Te hianatra na hanao pratique batterie nefa tsy manana toerana be? 😍
Ity **PAD DRUM ÉLECTRONIQUE** ity no mety aminao! 🎶

✅ Compact & portable
✅ Miaraka amin’ny **2 pédales**
✅ Misy **baguettes**
✅ Mora entina sy ampiasaina
✅ Mety ho an’ny entraînement sy pratique 🎵

💥 **PRIX : 200 000 Ar ihany !** 💥

📦 **ENTANA VAO TONGA — STOCK LIMITÉ !**

📞 **Contact : 034 29 493 26**

📍 **Points de vente :**
🏢 **Anosy :** Tsena Vaovao (en face du Sénat), 3ᵉ étage, Box 39
🏢 **Analakely :** Soarano (en face du 1er Arrondissement), Immeuble Iarivo Center, 2ᵉ étage, Boutique 20

🚚 **Livraison partout à Madagascar !**

📩 Raha liana ianao dia **MP** dieny izao na tongava maka azy! 🔥

🥳🔥🎉 ARRIVAGE ARRIVAGE 🔥🎉🥳
21/08/2026

🥳🔥🎉 ARRIVAGE ARRIVAGE 🔥🎉🥳

🎸 NAHOANA NO ILAINA NY PIED GUITARE?Ny pied guitare dia tsy haingon-trano fotsiny 😊👉 Miaro ny guitare tsy hipetraka amin...
20/08/2026

🎸 NAHOANA NO ILAINA NY PIED GUITARE?

Ny pied guitare dia tsy haingon-trano fotsiny 😊

👉 Miaro ny guitare tsy hipetraka amin’ny tany na hiantehitra amin’ny toerana mety hampianjera azy.

👉 Mampihena ny risque de chute rehefa tsy ampiasaina ny guitare.

👉 Mitahiry toerana satria mijoro tsara sy milamina ny guitare.

👉 Manamora ny fandraisana azy rehefa te hitendry, fa tsy mila mitady toerana hametrahana azy foana.

Misy karazany samihafa, ohatra:
🔹 Pied pliable — azo aforitra sy mora tehirizina.
🔹 Pied misy tendany — manohana tsara kokoa ny guitare rehefa mijoro.

🎶 Raha tianao haharitra sy ho voatahiry tsara ny guitare-nao, zava-dehibe ny toerana ametrahanao azy.

19/08/2026

🎸 Karazana instruments

👉 Ho an'ny débutant, tsara ny misafidy guitare :
✅ mora lalaovina
✅ mifanaraka amin'ny haben'ny mpitendry
✅ tsara ny qualité sy ny son
✅ tsy sarotra karakaraina

🎯 Ny guitare classique no anisan'ny tsara hanombohana, indrindra ho an'ireo mbola vao mianatra accords sy rythme.

Fa raha mikasa hianatra acoustique / électro-acoustique ianao dia misy safidy mety ihany koa. 😉

💬 Vao hanomboka hianatra guitare ve ianao ?
Lazao anay ny taona sy ny budget anananao dia hanoro modèle mety aminao izahay. 🎶

19/08/2026

🎸 Karazana instruments
👉 Ho an'ny débutant, tsara ny misafidy guitare :
✅ mora lalaovina
✅ mifanaraka amin'ny haben'ny mpitendry
✅ tsara ny qualité sy ny son
✅ tsy sarotra karakaraina

🎯 Ny guitare classique no anisan'ny tsara hanombohana, indrindra ho an'ireo mbola vao mianatra accords sy rythme.

Fa raha mikasa hianatra acoustique / électro-acoustique ianao dia misy safidy mety ihany koa. 😉

💬 Vao hanomboka hianatra guitare ve ianao ?
Lazao anay ny taona sy ny budget anananao dia hanoro modèle mety aminao izahay. 🎶

Address

Analakely Soarano En Face 1er Arrondissement , Immeuble Iarivo Center Box D20 , 2ème Étage
Antananarivo
101

Telephone

+261322864475

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia-Muzik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia-Muzik:

Shortcuts

Share