JEJO 👠 Style • Beauté • Confiance
🛍️ Vos outfits préférés chez JEJO

Ireto indray Ary o 🥰Mijery détails tsara daholo an 😊
30/08/2026

Ireto indray Ary o 🥰

Mijery détails tsara daholo an 😊

Arrivage ndray Ary o 🥰🥰Elaela tsy nisy arrivage fa reto izy reto ary 😍Jereo tsara ny détails an
27/08/2026

Arrivage ndray Ary o 🥰🥰
Elaela tsy nisy arrivage fa reto izy reto ary 😍

Jereo tsara ny détails an

📢 FANAMARIHANA HO AN’NY MPANJIFAMiarahaba e🤍Mampahafantatra izahay fa manomboka rahampitso Alakamisy dia miato kely ny l...
12/08/2026

📢 FANAMARIHANA HO AN’NY MPANJIFA

Miarahaba e🤍

Mampahafantatra izahay fa manomboka rahampitso Alakamisy dia miato kely ny livraison.

👉 Mbola afaka mandray commande foana izahay 😊
🚚 Fa ny livraison kosa dia amin’ny Alatsinainy indray.

Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy ny fahatokisanareo anay hatrany 🙏❤️

À Lundi pour les livraisons ! 🛍️✨

✨ NOUVELLE PÉPITE DISPONIBLE ! ✨Tena hoe tsara e 🥰Tsisy ambara be fa de manasa anao hanjifa 🤗
10/08/2026

✨ NOUVELLE PÉPITE DISPONIBLE ! ✨
Tena hoe tsara e 🥰
Tsisy ambara be fa de manasa anao hanjifa 🤗

👖✨ Arrivage vaovao, style vaovao!Elaela ihany isika tsy nisy arrivage e… 😍Mbola tsy teto an-toerana fa miala-tsiny @ MP ...
07/08/2026

👖✨ Arrivage vaovao, style vaovao!

Elaela ihany isika tsy nisy arrivage e… 😍
Mbola tsy teto an-toerana fa miala-tsiny @ MP anareo be dia be tsy voavaly 🙏

Fa ireto ary aloha ny arrivage vaovao e 🥰

Misy zavatra kely omanina ho anareo ihany koa atsy ho atsy fa aza miala lavitra ny pejy! 👀🔥

Araho hatrany ny pejy fa tsy ho ela dia hisy zavatra mahaliana ho avy. 😉

📩 Aza tara ary✨

Efa samy nahavoaray ny lokany avy ny mpandresy t@ jeu de concour nataontsika 🥰Mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra...
02/08/2026

Efa samy nahavoaray ny lokany avy ny mpandresy t@ jeu de concour nataontsika 🥰

Mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra de mirary soa ho antsika rehetra 🥰

Aza adino foana ny mi abonnée ny page mba hisian ny lalao matetika an ❤

Ireto ary ny résultat an'ny jeu natsontsika e 😍Surprise be fa olona 2 no nahazo 🥰Ny voalohany Fitahina Raz nahazo 20000a...
01/08/2026

Ireto ary ny résultat an'ny jeu natsontsika e 😍
Surprise be fa olona 2 no nahazo 🥰
Ny voalohany Fitahina Raz nahazo 20000ar (efa nisy mp nalefa any fa miandry contact) 😊
Ny faharoa Fabÿ Adr nahazo 10000ar (mp ny contact)

Ialana tsiny ry zareo fa nisy problème ny appsorteos dia tsy afaka natao t@ application
Nalaiko video ihany ilay tirage fa miram be de tsy mety lasa fa ezahako andramana foana mba ho hitanareo fa mangarahara tsara ny valin' ny lalao🤗

Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara,misaotra @ firariantsoa fa mamy be ianareo rehetra ❤

Asintsika Promo milay be @ arrivage manaraka eo 🥰
Zay fa bisous be daholo de mbola mamerina ny fankasitrahana reto an ❤❤❤😘

🎉 ANDROANY AMIN'NY 18H no hanaovana ny fisarihana! 🎉Tsy ho ela dia ho fantatra izay mpandresy hahazo ny 20.000 Ar. 🥳💸Mbo...
01/08/2026

🎉 ANDROANY AMIN'NY 18H no hanaovana ny fisarihana! 🎉

Tsy ho ela dia ho fantatra izay mpandresy hahazo ny 20.000 Ar. 🥳💸

Mbola manana fotoana kely ianao raha mbola tsy nahavita ny fepetra rehetra: ✅ Follow ny pejy ✅ Like ity publication ity ✅ Share en mode Public ✅ Tagueo olona 3 ary soraty hoe "Vita" amin'ny commentaire.

🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra! Rendez-vous amin'ny 18H. 🤩💙💛

Ireto indray ary ny arrivagentsika vaovao e !🥰Contact et lieu en mp aingana an 🥰
24/07/2026

Ireto indray ary ny arrivagentsika vaovao e !🥰

Contact et lieu en mp aingana an 🥰

🎉 MERCI BE! 🎉🥳 Tratra ny 1K Followers isika! 💖Misaotra indrindra anareo rehetra tamin'ny fitokisana, ny soutien, ny j'ai...
18/07/2026

🎉 MERCI BE! 🎉

🥳 Tratra ny 1K Followers isika! 💖

Misaotra indrindra anareo rehetra tamin'ny fitokisana, ny soutien, ny j'aime, ny partage ary ny commande. Ianareo no antony nahatongavana eto. 🙏❤️
Mbola ho lava ny lalana,mbola betsaka ny iarahantsika eto ❤
De vonona hanome ny tsara indrindra ho anareo foana 🥰😘

🎁 Ho fankasitrahana anareo dia misy JEU CONCOURS!
🏆 Loka: 20.000 Ar

📌 Condition de participation :
✅ Araho (Suivre) ny pejy.
✅ Ataovy J'aime ity publication ity.
✅ Partageo amin'ny mode Public.
✅ Asio commentaire hoe "Vita" ary taguez olona 3.

📅 Havoaka ato amin'ny pejy ny anaran'ny mpandresy amin'ny 1er Aout 2026

🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra, ary misaotra hatrany amin'ny fanohanana! ❤️

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JEJO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share