H Infos

H Infos HEURE INFOS _PRESSE/ACTUALITÉS EN LIGNE
'' L’actualité en temps réel, toujours au cœur de l’événement.”

RENIM-PIANAKAVIANA NISY NANDRARAKA ASIDRA TENY AMBONY KODIARANA ROA (MOTO) TANY AMBOHIPANJAKA ANKADIKELY Omaly tokony ho...
02/05/2026

RENIM-PIANAKAVIANA NISY NANDRARAKA ASIDRA TENY AMBONY KODIARANA ROA (MOTO) TANY AMBOHIPANJAKA ANKADIKELY

Omaly tokony ho tamin'ny 6 ora hariva no nisy mpivady nody nitaingina moto, nisy nandraraka asidra ka voa ilay renim-pianakaviana, tsy nisy entana lasa na very.
Tsy tratra ilay nanondraka asidra rehefa nifanenjehana.
Mpanao volo eny Ambohipanja moa ity madama ity. Ary efa eny amin'ny HJRA manaraka fitsaboana.

Borsaci Boss

18/03/2026

Ny eny Mahamasina, amin'izao ankatoky ny fankalazana ny taombaovao Malagasy izao

FANAMBARANA AVY AMIN'NY MINISTERAN'NY FITSARANA MANOLOANA NY VAOVAO MIELY MAHAKASIKA NY IST
18/03/2026

FANAMBARANA AVY AMIN'NY MINISTERAN'NY FITSARANA
MANOLOANA NY VAOVAO MIELY MAHAKASIKA NY IST

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐓𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐎 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 "𝐝𝐚𝐭𝐲 𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚" 𝐚𝐦𝐢𝐧’...
17/03/2026

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐓𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐎 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 "𝐝𝐚𝐭𝐲 𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚" 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚

©️ Gascar Fenosoa

MITOKONA NOHON'NY FISIAN'NY FAHATAPATAPAHA-JIRO NY MPONINA ENY ANDRAISORO AMIN'IZAO ORA IZAO©️Sary nomena
17/03/2026

MITOKONA NOHON'NY FISIAN'NY FAHATAPATAPAHA-JIRO NY MPONINA ENY ANDRAISORO AMIN'IZAO ORA IZAO

©️Sary nomena

  : MITAKY NY HIJERENA NY VIDIN'NY VOKATRA IREO TANTSAHA MPAMBOLY SATRIA NIDINA AMBANY NY VIDIN'NY KAPOAKA NY VARY, MAHA...
17/03/2026

: MITAKY NY HIJERENA NY VIDIN'NY VOKATRA IREO TANTSAHA MPAMBOLY SATRIA NIDINA AMBANY NY VIDIN'NY KAPOAKA NY VARY, MAHATSIARO MATIAN-TOKA IZY IREO

©️Sary indrana

17/03/2026

FANAZAVANA MAHAKASIKA NY FANKALAZANA NY

17/03/2026

ANTSOAVO FARANY ATAON'IREO SENDIKALIN'NY MPIASAN'NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA,
MITAKY MINISITRA VONONA HANOVA HO AN'NY FANAVAOZANA TENA IZY IZY IREO

16/03/2026

HIVERINA AMIN'NY FAMERENANA IREO CLAC CENTRE DE LECTURE ET D'ANIMATION CULTURELLE

Ho velomina indray ireo toerana 27 ho Famerenana indray ny fiarahamiasa an'ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina sy ny OIF, amin'ny famelomana ireo réseau CLAC, toerana any amin'ireo tanàna lavitry ny tanan-dehibe mety ho lavitry ny toerana famakiam-boky, lavitry ny toerana mandrato fahalalana , misitraka vaovao, no isany, miparitaka amin'ny faritra maro manerana an'i madagasikara. Trano natao ho fototry ny fanabeazana sy hiahaonana, ahafahana manorona olom-pirenena mitovy amin'ny aty amin'ny tanan-dehibe

16/03/2026

IZA MO ILAY PRAIMINISITRA VAOVAO

Address

Antananarivo

Telephone

+261384030793

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H Infos posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share