Patty & Miora

Patty & Miora 👗 Mode femme & homme

🫶 Habille toi avec confiance chaque jour🫶
(1)

17/07/2026

🚚 Livraison en cours. Ataovy akaiky ny finday❤️

16/07/2026

Merci les filles❤️❤️❤️❤️
Mbola misy L-XL dispo ny marron café😍🥰
Jogging L.V ultra V.I.P🌸🌹

16/07/2026

LIVE V.I.P ❤️❤️❤️

16/07/2026

Perte izay tsy hanaraka LIVE eo ann💚❤️19H
Vo andalana maka entana zahay fa rehefa aveo mihaona oo🤎🤎

Ayaayyaya❤️❤️❤️❤️Jogging ULTRA VIP reto ry malala ah😍🥰Vitsikely no azoko tany amin'ny fournisseur dia tonga dia rahariva...
16/07/2026

Ayaayyaya❤️❤️❤️❤️
Jogging ULTRA VIP reto ry malala ah😍🥰
Vitsikely no azoko tany amin'ny fournisseur dia tonga dia rahariva à 19h ny fotoana🩵🩵

Ny LIVE mbola tsy mande akory de efa misy couleur lany sahady, à 19h ny fotoana❤️❤️Ankasitrahana be dia be ianareo🥰🌹Ilay...
16/07/2026

Ny LIVE mbola tsy mande akory de efa misy couleur lany sahady, à 19h ny fotoana❤️❤️
Ankasitrahana be dia be ianareo🥰🌹
Ilay master quality ny resaktsika 🌸
PRIX DE GROS DAHOLO NY SAC ZAREO AHH🤎

16/07/2026

Izay mitady marron dia ity ary aloha sisa oo❤️🩷
Taille XL possible L
Importé 😍
Mp ou 0342268311

Tonga ihany ry reto ahh❤️❤️Ataontsika LIVE à 19h reo🥰🥰😍misy couleur vaovao🩷Ho an'ireo rehetra naka en gros sy nanao comm...
16/07/2026

Tonga ihany ry reto ahh❤️❤️
Ataontsika LIVE à 19h reo🥰🥰😍misy couleur vaovao🩷
Ho an'ireo rehetra naka en gros sy nanao commande dia midira daholo MP fa tsy misy réservation an🌹

Hay tato mbola nisy ho an'izay tsy nahazo ADi.dĄS🩷Taille L disponible🥰😍Marque malaza be mihitsy💝Mp ou 0342268311
16/07/2026

Hay tato mbola nisy ho an'izay tsy nahazo ADi.dĄS🩷
Taille L disponible🥰😍
Marque malaza be mihitsy💝
Mp ou 0342268311

Maka Argentine  🇦🇷 nareo sa Angleterre🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿Vao resy eo aloha io bleu io tonga dia asiantsika PROMO demain🤣🤣🤣Ny jeu ten...
15/07/2026

Maka Argentine 🇦🇷 nareo sa Angleterre🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿
Vao resy eo aloha io bleu io tonga dia asiantsika PROMO demain🤣🤣🤣
Ny jeu tena ataontsika samedi ny fisarihana zareo an😍

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261346609568

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patty & Miora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Patty & Miora:

Shortcuts

Share