Kojakoja zazakely

Kojakoja zazakely � Kojakoja zazakely �

🍂Torohevitra
🍂Fizarana ireo mahasoa
🕊Ho an' ny zaza sy ankizy🕊

Izao tokoa ny hoe " Ny fianarana no lova tsara indrindra" 🥰 Efa vita ve ny fampidirana mpianatra ao ree ?
31/07/2026

Izao tokoa ny hoe " Ny fianarana no lova tsara indrindra" 🥰
Efa vita ve ny fampidirana mpianatra ao ree ?

29/07/2026

Maika ery fa natory ihany ilay zaza ny farany 🤣🤣

22/07/2026

Rehefa manomboka mamindra iny ilay zaza vao maika x5 ny fiambenana az😮‍💨🤔

Dia izay sy izay moa izany ilay mitaiza 😅Courage daholo ny maman rehetra. 💪
21/07/2026

Dia izay sy izay moa izany ilay mitaiza 😅
Courage daholo ny maman rehetra. 💪

Mi connect no mampinono 🤣Aveo samy resi-tory 😮‍💨🤣
21/07/2026

Mi connect no mampinono 🤣
Aveo samy resi-tory 😮‍💨🤣

🙂 Oviana ny zazakely no mahazaka loha?Anisan'ny dingana lehibe amin'ny fitomboan'ny zazakely ny fahaizany mahazaka ny lo...
13/07/2026

🙂 Oviana ny zazakely no mahazaka loha?
Anisan'ny dingana lehibe amin'ny fitomboan'ny zazakely ny fahaizany mahazaka ny lohany.
👶 0–2 volana : Mbola malemy ny hozatry ny hatoka, ka mila tohanana foana ny lohany rehefa entina.
💪 3 volana : Efa manomboka mahazaka tsara kokoa ny lohany izy rehefa trotroina atsangana sns...
🌟 4 volana : Ny ankamaroan'ny zazakely dia efa mahazaka tsara ny lohany, tsy mihozongozona intsony rehefa atsangana.

Aza adino ny manohana ny lohany mandra-pahazaka tanteraka azy.
⚠️ Raha 4–5 volana ny zaza nefa mbola tsy mahazaka loha mihitsy, dia tsara ny manatona mpitsabo mba hanamarina ny fivoarany.
🌸 Samy manana ny hafainganam-pitomboany ny zaza tsirairay, ka aza ampitahaina amin'ny hafa.
Mirary soa o ☺️

❗10 000ar❗ Cartable enfant
12/07/2026

❗10 000ar❗
Cartable enfant

Flocon d'avoine + totom-boanjo + yaourt ( 6 volana miakatra ) 🥄👶Sakafo équilibré tsara ary mahabotrabotra zaza ô!
08/07/2026

Flocon d'avoine + totom-boanjo + yaourt ( 6 volana miakatra ) 🥄👶
Sakafo équilibré tsara ary mahabotrabotra zaza ô!

Ody kohaka mora atao 🫚🍯Sotroina alohan’ny hatory ☕📌 Tonga daholo ny aretina rehefa andro mangatsiaka tahak’izao mantsy, ...
18/06/2026

Ody kohaka mora atao 🫚🍯
Sotroina alohan’ny hatory ☕

📌 Tonga daholo ny aretina rehefa andro mangatsiaka tahak’izao mantsy, ody kohaka indray no entina amintsika androany: 🤒

▪️ Afero-tany
▪️ Sakamalaho
▪️ Tantely

👉 Apangotrahana ny rano, arotsaka ao ny afero-tany ary avela hangotraka tsara
👉 Tatavanina dia kikisana ny sakamalaho atao ao
👉 Hamamiana amin’ny tantely aveo

Soutien adhésif kosa ve ki no iarovana ny lohan-jaza 🤣🤣 rehefa ilay pelika be iny 🤣
14/06/2026

Soutien adhésif kosa ve ki no iarovana ny lohan-jaza 🤣🤣 rehefa ilay pelika be iny 🤣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kojakoja zazakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share