20/02/2022
Coucou daholo, izahay dia mamboatra kapakapa maivana vita malagasy tsara Sady amin'ny vidiny mirary dia mirary 😁afaka manome modèle ianareo izay tianareoo dia manamboatra izahay .
Efa Misy disponible ihany koa nefa ireo ho an'izay liana
Manao livraison izahay na any amin'ny faritra aza
Merci❤