Kantao

Kantao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kantao, Apparel & Clothing, Route de l'université/Tsiadana, .

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Anja Iraimiadana, Jhon Michaël Razafinjatovo, Tojosoa Rakotoarivelo, Mamiratra...
25/10/2025

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Anja Iraimiadana, Jhon Michaël Razafinjatovo, Tojosoa Rakotoarivelo, Mamiratra Mamiratra, چڭخچ سوچ

Salama daholo e ! 👋😊Rehefa niato nandritra ny fotoana elaela kely izahay dia faly mampahafantatra anareo fa misy vokatra...
15/10/2025

Salama daholo e ! 👋😊
Rehefa niato nandritra ny fotoana elaela kely izahay dia faly mampahafantatra anareo fa misy vokatra vaovao be atolotray ho anareo ! 🤩🔥
"Sweat à capuche" matevina sy tsara kalitao misy tsiro gasy hatrany. 🇲🇬
✅100% coton 🪡🧶
✅Habe : M/L
✅Loko : mainty ⚫️| fotsy ⚪️| volontany (marron)🟤
✅Vidiny : ar 80 000 (aterinay maimaimpoana)
Mandefasa àry hafatra miafina na a033 04 094 18 04 094 18 raha liana ianao. ☺️



̀capuche

🇲🇬 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay ato amin'ny kantao. ☺️
26/06/2025

🇲🇬 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay ato amin'ny kantao. ☺️

📣Oyez! Oyez! Kely siiisa dia higadona ny fetin'ny Reny ‼️ Raha tsy mbola nahita fanomezana atao ianao dia ireto misy azo...
05/05/2025

📣Oyez! Oyez!

Kely siiisa dia higadona ny fetin'ny Reny ‼️
Raha tsy mbola nahita fanomezana atao ianao dia ireto misy azo atolotra azy. ☺️🥰🤱
T-shirt misy teny mamy sy firariantsoa ho azy 👇
Tolotra miavaka kely satria natao Ar 30 000 fotsiny nefa amin'ny kalitao tena tsara ✅ary aterinay maimaimpoana any aminao izany!🛵
Misy ihany koa ny tote bag sy MUG amin'ny soratra izay tianao amin'ny vidiny tena mirary !!
Manasa anao izahay hiditra mp na hiantso ny laharana 0️⃣3️⃣3️⃣0️⃣4️⃣0️⃣9️⃣4️⃣1️⃣8️⃣ raha hanao commande ;)

🔥Tonga i Kantao! 🔥T-shirt miavaka ! misy tsiro gasy ! 🇲🇬🎨 Sary sy soratra natao manokana, mitantara ny maha-izy anao.☑️S...
03/05/2025

🔥Tonga i Kantao! 🔥
T-shirt miavaka ! misy tsiro gasy ! 🇲🇬
🎨 Sary sy soratra natao manokana, mitantara ny maha-izy anao.
☑️Safidio ilay tena tianao! 💥

Address

Route De L'université/Tsiadana

101

Telephone

+261345646903

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kantao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share