21/12/2025
Androany sisa zareo aaanh🥰
Misaotra anareo rehetra izay efa nandalo omalyyy dia manasa antsika rehetra mbola tsy nandalo hoavy fa mbola tsara be daholo ny entana aoo😍
Ambanidia eo am akoho ny toeranaa👋