La Mode Kaloina

La Mode Kaloina L’élégance au quotidien 🌟
Boutique en ligne 📲
Accessoires • Vêtements de mode 👗📿

☎️ Commande en message

❄️Mbola anatin’ny vanin'andro mangatsiakaisika izao❄️🎧Cache oreilles dispo de suite🎧💬Mp si vous êtes intéressés🚌Manao li...
11/08/2026

❄️Mbola anatin’ny vanin'andro mangatsiaka
isika izao❄️

🎧Cache oreilles dispo de suite🎧
💬Mp si vous êtes intéressés

🚌Manao livraison Tana-Faritra
📦Possible récupération

Destockage haut crop 👚‼️Tout à 4.000ar Raha maka 3pieces dia 10.000ar izy 3‼️👉Mp aingana fa aza tara
29/06/2026

Destockage haut crop 👚

‼️Tout à 4.000ar Raha maka 3pieces dia 10.000ar izy 3‼️

👉Mp aingana fa aza tara

Haut à manches longues disponible de suite ✨ # Haut  # Mancheslongues
09/06/2026

Haut à manches longues disponible de suite ✨

# Haut # Mancheslongues

Jumpsuit et ensemble sport 🥰‼️Ataotsika liquidation be ireto raha toa ka 35.000ar izy teo aloha dia ataontsika 25.000ar ...
28/05/2026

Jumpsuit et ensemble sport 🥰

‼️Ataotsika liquidation be ireto raha toa ka 35.000ar izy teo aloha dia ataontsika 25.000ar izy izao ka araraoty ary‼️

👉Tongava mp aingana fa efa kely sisa stock

✨Haut crop manche courte dispo de suite ✨📞+261 32 79 051 07
13/05/2026

✨Haut crop manche courte dispo de suite ✨

📞+261 32 79 051 07

✨Mbola dispo ihany koa ity jumpsuit ity ka tongava ary mp raha toa ka mahaliana anareo ✨📞+261 32 79 051 07
07/05/2026

✨Mbola dispo ihany koa ity jumpsuit ity ka tongava ary mp raha toa ka mahaliana anareo ✨

📞+261 32 79 051 07

Ensemble sport manche courte disponible de suite 🥰✨Taille xs jusqu’à M👉Afaka mande mp raha toa ka mety aminareo a🥰📞+261 ...
27/04/2026

Ensemble sport manche courte disponible de suite 🥰

✨Taille xs jusqu’à M

👉Afaka mande mp raha toa ka mety aminareo a🥰

📞+261 32 79 051 07

Woaww tsara e!!😍😱👉Alefaso Mp aingana raha tianareo io, sady prix mora be✨Couleur dispo: noir et fushia📞+261 32 79 051 07...
23/04/2026

Woaww tsara e!!😍😱

👉Alefaso Mp aingana raha tianareo io, sady prix mora be✨

Couleur dispo: noir et fushia

📞+261 32 79 051 07

22/04/2026

Mitady ensemble mety aminao ve ianao? 😍
Jereo kely anie ireto e✨

Couleur dispo: noir, gris, beige, rohy, marron, turquoise

📞+261 32 79 051 07

Misaotra antsika rehetra izay nanao achat androany nandritra ny live TikTok 🙏Ho anareo izay nijery sy naneho fanohanana ...
21/04/2026

Misaotra antsika rehetra izay nanao achat androany nandritra ny live TikTok 🙏
Ho anareo izay nijery sy naneho fanohanana « ❤️❤️ » , misaotra betsaka 😘😘

👉 Raha te hanaraka ny live, tsidiho: www.tiktok.com/.kanto5
👉 Aza adino iany koa ny manaraka hatrany ny pejy (abonnez-vous)📲

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Mode Kaloina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share