13/04/2026
Salama☺️☺️
zaay ato, Mode 😍😍de mivarotra mena bolo...........8000Ar............😍😍ny ray
misy ny Avocat 🥑
ny menaka Vita avy@Coco🥥
Ary ny menaka beurre de karité ☺️☺️
Mana tsara volo b daholo reo nefa mora Sady ngeza 😎😎 mandefasa mp
😘😘😘
Livraison possible et gratuite☺️☺️
Manao livraison sy mandray commande fôna izaay akotran'ny Sabots iany😚😚