18/04/2026
Coucou👀👀👀
Souvenir nampatsiahivin'ny Google photos ❤️
Tena marina kosa anie ilay hoe ilay téléphone very eo ihany (afaka soloina am fotoana mahamety azy) fa ny zavatra ao anatiny no tena mampalahelo tsy mety voasolo.
Ny anah zao tena mampalahelo anah ny souvenirs an'i Lyan very any daholo nefa ireny fotoana ireny tsy afaka ny hoe averina.
Soa ihany fa nisy depuis sa naissance jusqu'à mois de Juin mba enregistré tao am Google photos❤️
Feno kay ilay izy on de hatreo ihany no voatahiriny fa ny mois de Juillet nakatÿ tsy nisy voatahiry dia very nanaraka ny téléphone any.