17/05/2026
Eza daholo ianareo eh !!! π₯°π₯°
Efa mangatsika zao ny andro anh, misy leggings manitra be atoπ€©π€©π₯°
Alefaso commande eh, efa tena nataoko mora be,
Manana 10000ar ianareo dia omeko 3
Rah mividy iray kosa dia 4000ar π₯°π₯°π₯°,
Halefako eto sary rahampitso fa aza tara anβΊοΈβΊοΈβ€οΈ,
Bisous daholo ππποΈ