Tana Look's

Tana Look's Tana Look's dia mivarotra sakafo malagasy.

♥️Guest 6: Rojo Ny Avo ( 12h) ✅Toerana: Tana Look's ampitan'ny quincaillerie 2000✅Tsisy vidim-pidirana😍Miandry anao izah...
18/09/2026

♥️Guest 6: Rojo Ny Avo ( 12h)
✅Toerana: Tana Look's ampitan'ny quincaillerie 2000
✅Tsisy vidim-pidirana
😍Miandry anao izahay an
🤤Ataonay matsiro be ny sakafonao nefa mora .

🫣Iza koa re ny guest mety ho avy e?

❤️FANOKAFANA OFISIALY ❤️Ireto avy ilay Guest anisan'ny ho hitanao ato amin'my Tana Look's  Andravoahangy ny ASABOTSY 26 ...
17/09/2026

❤️FANOKAFANA OFISIALY ❤️
Ireto avy ilay Guest anisan'ny ho hitanao ato amin'my Tana Look's Andravoahangy ny ASABOTSY 26 Septambra 2026
🎤Hira 5 eo avy farafahakeliny no hirain'izy ireo.
😋Misy guest Surprise koa an 😍
🚨Guest 1- 11h: Mialy Rakotomamonjy
🚨Guest 2: 14h: Surprise
🚨Guest 3- 18h: Njara Marcel
🚨Guest 4- 19h: Surprise
🚨Guest 5: 21h: Open Mic miaraka @ mpitendrin'ny Tana Look's
❤️TSISY VIDIM-PIDIRANA
😋Aza mody mihitsy fotsiny raha tsy voky tsara.
♦️Toerana: Ampitan'ny Quincaillerie 2000, 1er étage

16/09/2026

J-10
Iza ny mpanakanto tinao hiaraka amintsika amin'io fanokafana ofisialy ny Tana Look's @ 26 septambra io?

😍Ny 26 septambra 2026 ho avy izao no hisokatra amin'ny fomba ofisialy ny Tana Look's Andravoahangy ampitan'ny quincaille...
13/09/2026

😍Ny 26 septambra 2026 ho avy izao no hisokatra amin'ny fomba ofisialy ny Tana Look's Andravoahangy ampitan'ny quincaillerie 2000 sy quincaillerie Mod.
✅Misy fihenam-bidy 20% avokoa ny sakafo rehetra ato aminay mandritry ny 2 volana ✅Ora fisokafana: 11ora atoandro hatramin'ny 10 ora alina
✅Ahitanao sakafo malagasy isankarazany ato aminay no sady matsiro no mora
🤤6.000Ar ianao dia efa mihinana look's (lohan-kisoa) no sady amin'ilay mikarepoka ery.
🤗Aza manahy fa feno parking ato no sady milamina be.
🥹Koa dia miandry anao izahay amin'io fotoana io an 😘

Address

II M 06 Bis Mahavoky Andravoahangy, Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tana Look's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category