Frip'ici

Frip'ici Vente d'articles seconde main, linges de maison, habillements, ...

19/08/2026

Serviettes de bain
Prix spécial live
Cadeau offert 🎁🎁

✅ Ho antsika tia manao JP JP 😂😂✅ Ho antsika mila serviette am vidiny mora 🙈😁😁Prix spécial live rehefa avy eo vers 18h 🛍️...
19/08/2026

✅ Ho antsika tia manao JP JP 😂😂
✅ Ho antsika mila serviette am vidiny mora 🙈😁😁
Prix spécial live rehefa avy eo vers 18h 🛍️🛍️
Mahazo cadeau daholo izay manao achat 🥰🎁

Apitapitao 🔥🔥

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🌹
17/08/2026

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🌹

🎀 Serviettes de bain premium 🎀 Friperie qualité européenne ✅ Dimensions et prix affichés sur chaque photo , Prix fixe 🙏F...
13/08/2026

🎀 Serviettes de bain premium 🎀

Friperie qualité européenne ✅
Dimensions et prix affichés sur chaque photo , Prix fixe 🙏
Frais de livraison gratuite à partir de 5 articles

1 achat = 1 cadeau surprise 🎁 (dans la limite du stock de cadeaux)

Livraison partout à Madagascar
Frais de livraison à partir de 4.000ar
☎️ 034.50.777.49

Annonce : Fiakaran'ny vidin'entana 🥺🥺Noho ny Antony tsy miankina aminay, niakatra be daholo ny vidin'ny b***e hatrany am...
13/08/2026

Annonce : Fiakaran'ny vidin'entana 🥺🥺

Noho ny Antony tsy miankina aminay, niakatra be daholo ny vidin'ny b***e hatrany am fournisseur rehetra 🥲
Noho izany, misy réajustement Kely eo lafin'ny vidin'ny entana eto am pejy, mba hitazomana ny qualité efa nahazatra anareo hatramin'izay ❤️ ❤️

Misaotra antsika rehetra hatrany 🥰
Aza adino, publication serviettes de bain à 13h 🔔🔔

12/08/2026

Ataotsika publication rahampitso ny serviette de bain manjabe, mahazo cadeau daholo izay manao achat 🥰🎁

❌❌ AZA MIVIDY ATO AMINAY MIHITSY ❌❌Raha tsy te hahazo zavatra mora be 🥺Raha tsy tia friperie tsara qualité sy mateza ama...
12/08/2026

❌❌ AZA MIVIDY ATO AMINAY MIHITSY ❌❌

Raha tsy te hahazo zavatra mora be 🥺
Raha tsy tia friperie tsara qualité sy mateza aman taonany 👌
Raha tsy te hahazo cadeau isaky ny mihetsika 🎁😂

Ny clients anay Ihany no mahazo ireo avantages rehetra ireo manko 🥰❤️
Ato aminay tsy misy ahiahy mividy en ligne ✅✅

Andao hanaraka live rahariva Raha mila serviette nareo 😁😁😁

Jp cadeau 🥰🎁Mbola misy ato hoanareo izay tsy mbola nahazo 😁Averiko ihany : ✅ izay efa client teto am pejy no mahazo✅ sor...
12/08/2026

Jp cadeau 🥰🎁

Mbola misy ato hoanareo izay tsy mbola nahazo 😁
Averiko ihany :
✅ izay efa client teto am pejy no mahazo
✅ soraty hoe jp cadeau + inona novidianao tato aminay dia afa po ve ianao sa inona no azo hatsaraina
✅alefanareo mp ny coordonnées anareo, mandoha frais de livraison daholo 😊

Soava ny andro eee

Jp cadeau 0ar 🥰🥰🎁🎁30 cadeaux surprises pour 30 clients ❤️❤️❤️Coucou daholo aloha e ☺️☺️Satria moa nandalo période de vac...
11/08/2026

Jp cadeau 0ar 🥰🥰🎁🎁
30 cadeaux surprises pour 30 clients ❤️❤️❤️

Coucou daholo aloha e ☺️☺️
Satria moa nandalo période de vacances elaela Kely ny teto am pejy, dia mbola nisy articles maromaro tavela tato, mila manadio dépôt fa hoavy amzay ny arrivage manaraka tsy ho ela 🥰

Noho izany, isika rehetra izay efa mpanjifa tato am pejy depuis 2025 , andao maka cadeau daholo 💃

Conditions tena tsotra Kely :
✅ Jp cadeau ao am commentaires
✅ Alefaso ao am commentaires hoe inona le novidinao tato aminay 😁
✅ Lazao hoe afapo ianao sa inona no azo atao entina hanatsarana ny service eto am page ❤️
✅ Livraison rahampitso daholo izay mahazo rehetra an, frais à la charge anareo à partir de 4000ar fotsiny 🛍️

Valiako tsirairay daholo izay mahazo Zay vao mandefa coordonnées any am mp 🥰

Ps : Tsy misafidy fa cadeau surprise an 🎁🎁

30/07/2026

❌❌ Liquidation totale ❌❌
Tout à 5.000ar
Blousons & gilets enfants
Photos en commentaires 👇👇

Address

Itaosy Avaratsena
Antananarivo
101

Telephone

+261345077749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frip'ici posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share