Rovasoa Boutique

Rovasoa Boutique Mivarotra kapa 👠
Akanjo 👗patalon👖
Poketra 👜
En ligne 🛵

02/08/2026

bonjour daholo MBA manaova lo presense Kely daholo mpanaraka pejy ato e

25/07/2026
♥️Mankasitraka antsika any @ faritra @ fahatokisana 😍Disponible foana ny kapas miaja ato aminay a🩰
08/06/2026

♥️Mankasitraka antsika any @ faritra @ fahatokisana 😍

Disponible foana ny kapas miaja ato aminay a🩰

06/06/2026

Misy miandry lalao manaraka ve ?
manaova présent Kely oe

06/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Salebhay Mouslim, Mbinintsoa Lova Lalaina Andrianame, Julie Rahari, Francisco Francis, Berchmans Angelo Michael Kajavo, Angelica Rakoto, NY Aiko Andy BetS'Info, Elvis Boto, Annicet Primato Daubentoniidée, Gzavier El Makua, Avotra Randriamananjara Dit Title, Garcia Rabemandimby, Arrow Rand, Abdoullah Alex Faiswal, Rakotonandrasana Florin Haja, DongyGh Elvina Avril, Sahoul's Kihika Marie Edwige, Jean Michel Louis Dassise, Fah Nir, Haja Razakandriamparany, Fomba Gasy Officel, Alson Miasy, Rija Herimahefa, Linda Greganne, Ulrich Dejan, Hakim Soibah, Sylver Mino, Lalaoharisoa Ravololondriaka, Berman Tuléar, Andrifitia Lalason, Legionnaire Dernegah, Jessica Nomenjanahary, Ra Matsilo Saina, Jean Jacques Rakoto Nirina, Tinasoa Rakotomalala, Daffah Ratsimbason Amboara Fandresena, Ratex Isoandronirina, Ilahy Komboy, Annicke Joséliquà, Fal's Mandrots'roots, Majunga Mahajanga, Nathalie Razafy, Rabe Alain Manana, Rafetraharison Rabelafy Albert, Ra Joso, Rjnrson Toltra Csm, Avo Tsihoara, Zilio's Zilios, Tsara Hasina Offciel, Miandry Rak

Bonjour daholo ô. Valin'ilay lalao Ary e😍 Félicitation ho an'i Toavina Anjara fa izy no nafeno n'y fepetra notakiana . A...
04/06/2026

Bonjour daholo ô.
Valin'ilay lalao Ary e😍
Félicitation ho an'i Toavina Anjara fa izy no nafeno n'y fepetra notakiana .
Afaka miditr MP Ary tompoko ianao maka ny lokanao .
Efa ho avy ndray ny lalao manaraka fa aza miala alavitra e .

03/06/2026

bonsoir daholo .
ialana tsiny @ fahatarana .
aleo ahemotra @ 6ora maraina ny valin'ny lalao fa mram bé Ilay réseau Dia tsy hita mihitsy Ilay réaction . iala tsiny indrindr tompoko

🎋Lalao gouté 5000ar💵Conditions👇Mila abonnés ato @ page 😍Tange-o ny namanao hilalao 🥰partage-o ity Lalao ity🎁Tsy Ekena ny...
02/06/2026

🎋Lalao gouté 5000ar💵
Conditions👇
Mila abonnés ato @ page 😍
Tange-o ny namanao hilalao 🥰
partage-o ity Lalao ity🎁
Tsy Ekena ny compte FAKE ⛔
🎋Izay commentaires be réactions indrindra no omena ny loka 🎋
Alarobia @ 8ora Alina no tapitra ny lalao
bonne chance ary e 🎁

30/05/2026

Safidio ary izay mety aminao
Tolotra efa natao mora be kosa an!
MP ny commande ary e!

Aza adino fa mbola misy kapakapa foana ato aminay a ! Kapa mihaja kely daholo👠👡Mandefa any @ faritra izahay🚒🚒Efa misy ko...
30/05/2026

Aza adino fa mbola misy kapakapa foana ato aminay a !
Kapa mihaja kely daholo👠👡
Mandefa any @ faritra izahay🚒🚒
Efa misy koa ny akanjo ato aminay 👗
Manao livraison izahay 🛵
Alefaso ary ny commande

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rovasoa Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share